Ho fanamarihana ny « Iray volan’ny poezia ». Hotanterahina ao amin’ny Parc botanique Tsimbazaza, ny alahady 2 marsa izao, manomboka amin’ny 9 ora maraina ny hetsika « Tsy mba zaza ». Sady fifampiarahabana tratry ny taona ho an’ireo mpiangaly asa soratra izy io no hanoloran’izy ireo antsa samihafa ihany koa. Hivoaka tsy ho ela […]
Mois : février 2025
Fandalovan’NY Todoroki eto Madagasikara : Mampahafantatra ny kolontsaina japoney
Tao anatin’ny telo andro (21 febroary – 23 febroary). Nahatontosa fampisehoana an-tsehatra miisa dimy teto an-dRenivohitra sy ny manodidina akaiky ny tarika Todoroki&Kouka avy any Japon. Seho tafiditra amin’ny fandaharam-potoana fitetezana an’i Afrika tanterahin-dry zareo amin’ity taona 2025 ity. Anisan’ny nampahafantaran’izy ireo tamin’izany ny fifamatoran’ny tontolon’ny mozika sy ny soratra. […]
Kolontsaina sy zavakanto…: Mandringa ny fanabeazana azon’ny Malagasy
Manana kolontsaina sy zavakanto tsy tambo isaina ny Malagasy. Nisy ihany anefa vanim-potoana « nampilentika » azy ireny. Notadiavina ny very, saingy, izay kely hita, nomena ny todi-damosina. Ny maro voatazona, anefa, hafahafa fivoaka ! Hira, tsy misy manana ny ananan’i Madagasikara. Fomba amam-panao, miova isaky ny 50km. Ny teny ibeazana, tsy tambo […]
VAOVAO TAMBATRA
Hojerena ny fomba hanatsarana ny seha-pihariana lamba sy akanjo eto Madagasikara. Eo koa ny fitsipika vaovao apetraky ny vondrona eoropeanina sy ny vondrona britanika. Tanjona ny hiantohana ny tontolo iainana sy sosialy sy hanamafisana ny fahaiza-manaon’ny orinasa eto an-toerana. Nampahafantatra ireo fepetra vaovao eny anivon’ny ladoany ny antenimieran’ny indostria sy […]
Toekarena : Manomboka miarina ny sehatry ny fizahantany
Manodidina ny 308 000 ny mpizahatany tonga teto Madagasikara tamin’ny taon-dasa. « Porofo izao fa manomboka miarina ny sehatry ny fizahatany », hoy ny tale mpanatanteraky ny confédération du tourisme de Madagascar (CTM), Rakotomalala Lova. Niantraika teo amin’ny sehatry ny fizahantany ny Covid-19. Tafakatra 900 tapitrisa euros ny fatiantoka azo taorian’ny fanakatonana ny […]




