Mois : mars 2025

Pr Randrianasolo Rivoarison: Hanandratra ny Oniversiten’Antananarivo

Hitondra anjara biriky amin’ny fampandrosoana ny Oniversiten’Antananarivo ny antony hijoroan’ny Pr Randria­nasolo Rivoarison, amin’ny maha kandidà ho filoha azy. «Fotoana izao tokony hisandratan’ny Oniversiten’Antananarivo ho fitaratra amin’ny fandrosoana », hoy ny Pr Ran­drianasolo Rivoarison, kandidà laharana voalohany amin’ ny fifidianana filohan’ny oniversite, nandritra ny famelabelaran-kevitra nataony teny Ankatso, omaly. Nambarany […]