Mois : mars 2025

“Mondial 2026” : Mpilalao efatra ihany ny avy eto an-toerana voaantso Barea

Na dia amin’ny alarobia ho avy izao aza ny lisitr’i Corentin Martins, mpanazatra Barea vaovao, no hivoaka, nilaza ny loharanom-baovao iray fa miisa efatra ihany ireo mpilalao avy eto an-toerana voaantso handrafitra ny Barea de Madagascar. Afaka 11 andro eo, hiatrika ny fifanintsanana ahazoana ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2026” […]

VAOVAO TAMBATRA

Hanana tanjaka 5MW ilay tobim-pamokatra herinaratra mandeha amin’ny herin’ny masoandro hapetraka ao Mahajanga. Hapetraka ao amin’ny fokontany Manjarisoa ny fotodrafitrasa. Hamokatra herinaratra ho an’ny mponina amin’ny andro atoandro ny tetikasa. Efa mandeha ihany koa ny fanatanterahana ireo tetikasa hafa eto Antananarivo sy Toamasina. Havaozina ny filankevi-pitantanan’ny orinasa Jirama. Hiara-kanatanteraka izany […]

« Foire internationale de Madagascar 2025 »: Hisongadina ny fiaraha-miasa amin’ny fanjakana

Laharam-pahamehan’ny Tsenabe iraisam-pirenena (Fim) ny fifanarahan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina enti-mampandroso ny toekarena sy fandraharahana eto amintsika. Hisokatra bebe kokoa amin’ny tsenan’i Afrika ny hetsika amin’ity taona ity. Mifampiankina ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina amin’ny fampiroboroboana ny toekarena sy ny fandraharahana eto amintsika. Hivoitra ho an’ny […]

INDRAY MIJERY

Teny amin’ny Bord de la mer no nanomezan’ny caravane médicale “Sarobidy ny Aiko” tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana sy marolafy ny mponin’i Mahajanga sy ny manodidina, omaly. Nitondra zava-baovao ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, toy ny tolotra fitarafana amin’ny scanner, ny fandidiana (vasectomie), ny fanamafisana ny fisorohana ary ny fampiroboroboana ny fahasalaman’ny reny sy […]