Mois : mai 2025

«AfroMada Music Awards» : Ho fantatra anio ireo mpanakanto voafidy

Hanokatra ny lalan’ireo mpanakanto malagasy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Tsy vitan’izay fa ho fanehoana ny firaisankina ny mpanakanto afrikanina koa ity hetsika ity. Efa tonga eto Madagasi­kara ireo afrikanina mpa­nakanto maromaro. Anisan’ireny ry Kissila Kay avy any Cameroun, Dj Amaroula avy any Congo, El Passo avy any Maurice, sns. Anisan’ireo […]

FANTINA sy FINTINA

Vonona hiara-kiasa sy hifanome tanana ny eo anivon’ny Antenimiera sy ny avy amin’ny CSI. Nivoitra izany tamin’ny fitsidihan’ny filoha vaovao misahana ny CSI, Andriamifidy Jean Louis, teny Tsimbazaza, omaly. Nambarany fa tanjony ny fanatanterahana ny Paikadim-pirenena vaovao hiadiana amin’ny kolikoly 2025-2030. Nambaran’Andriamiseza Alain fa tsy aty ive­lany ihany no misy […]

Justice et Paix : “Tonga amin’ny kihon-dalana hanovana isika”

“Harena lehibe nirina hi­tondra fandrosoana, hialana amin’ny fahantrana, ny vokatry ny tany, ny vokatry ny ranomasina… Nefa indrisy lavitra ny fivoarana andrasana no hita sy tsapa”, hoy ny hafatry ny Vaomieran’ny eveka Jus­tice et Paix. ”Harena ny harena raha mamokatra ary mamo­katra ho an’ny besinimaro” ny lohahevitra nampitaina omaly, taorian’ny […]

Hivadika ny rasa

  Miditra amin’ny fitetezam-paritra amin’izay ny filohan’ ny Repoblika, Rajoelina Andry, ankehitriny. Efa any atsimon’ny Nosy ny delegasiona tarihiny, raha efa miandry azy ihany koa ny any avaratra. Maro ny fotodrafitrasa notokanany. Porofo fa miasa ho an’ny eny ifotony izy amin’izao fotoana izao. Tena manakaiky vahoaka sy mitady ny fomba […]

Kaominina Andriamena: Toherin’ny Avi sy ny Irmar ny voka-pifidianana

Manao angaredona. Miray feo sy mifanohana tsy manaiky ny fitsimbadihan’ny voka-pifidianana ao amin’ny kaominina Andriamena, Tsaratanàna ny mpanohana ny kandidàn’ny Avi sy ny avy amin’ny Irmar. Mitaky ny hampanja­kana ny marina izy ireo. Nahazo ny 27,17% ny kandidàn’ny Avi tamin’ ny voka-pifidianana na­voakan’ny SRMV sy ny Ceni. 25,82% kosa ny […]