Mois : mai 2025

Manao tantsoroka ny Unicef: Fampitaovana “malette scientifique » hanaovana andrana

Manao tantsoroka ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny minisiteran’ny Tontolo iainana ny Unicef amin’ny fanabeazana momba ny tontolo iainana, nanomboka ny taona 2022. Nisy ny fampiofanana mpampianatra sady namokatra torolalana fiatrehana loza ho an’ny mpianatra miaraka amin’ny fampiharana sy natokana ho an’ny mpampianatra. Namolavola “porte clé” mirakitra fanabeazana momba ny tontolo […]

Fanabeazana momba ny tontolo iainana: Nahomby ny fampiasana ny “kit madere” ho an’ny sekoly 600

Notanterahina tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny fampirantiana momba ny fanabeazana ara-tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy, tamin’ity herinandro ity. Manentana ny tanora sy ny vahoaka amin’ny maha zava-dehibe ny fiarovana ny tontolo ­­­iainana ny hetsika. Niarahan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy nanatanteraka ny […]

TARATRY ny KANTO

Handray seho mozika klasika ny AFT Anda­vamamba, rahampitso alahady, amin’ny 4 ora hariva. Ny trio Elgiaco, avy amin’ny Madagascar Mozarteum, no hamerina ireo sanganasan-dry G.Fauré, Rashma­nioff, Schumann, J. Williams, mandritra izany. « Nankaiza ny lakolosy? », fampisehoan’i Gothlieb sy ny namany izay hotontosaina anio, etsy amin’ny CCEsca Antanimena io. Hatsikana […]