Mois : mai 2025

Assemblée nationale: Motion de censure avortée !

Le Premier ministre Ntsay Christian et son gouvernement, seraient-ils de nouveau menacés par une motion de censure ? Depuis quelques jours, l’idée est relancée par quelques députés « dissidents » de la majorité présidentielle sans pour autant convaincre leurs pairs. Il ne s’agit pas de rumeurs. Actuellement en pleine session ordinaire, les tractations […]

VAOVAO TAMBATRA

Mihamafy ny delestazy eto Antananarivo sy ny manodidina. Mihatra indroa isan’andro izany, maharitra adiny iray fara-fahakeliny. Voalaza fa mihena ny haavon’ny rano mamatsy ny milina mamokatra herinaratra avy amin’ny tohodrano. Voafetra anefa ny solika ampiasaina manodina ireo milina manodina herinaratra, antony mahantonga ny fanapahana mihodina. Voakasik’izany koa anefa ny faritra […]

Famokarana : Mitombo ny vokatry ny orinasa malagasy

Miha mahazo vahana ny seha-pamokarana eto amintsika, hatramin’ny nametrahana ny fepetra fiarovana ny indostria. Manomboka mihena ny fanafaran’entana ataon’i Madagasikara, mitombo ihany koa ny tolotra omen’ireo orinasa malagasy ho an’ny mpanjifa. « Ny taona 2018, taona nametrahana ny fepetra fiarovana, manodidina ny 45 000 taonina ny paty nafarantsika ary 7 000t monja ny […]

“FIM 2025” : Hifantoka amin’ny lalam-barotra ao Afrika

Vonona hanome tantsoroka sy hizara traikefa hahafahana mampivelatra ny fandraharahana ao Afrika ny Tsenabe iraisam-pirenena eto Madagasikara (FIM). Ilaina ny manamafy ny sehatry ny toekarena hiatrehana ny fanatontoloana sy ny fanondranam-bokatra. « Tanjona ny hisarihana ireo afrikanina mpandraharaha ho avy eto amintsika », hoy ny mpandrindra ny Madavision sady mpikarakara ny hetsika, Ramanantsoa […]