Nifantoka tamin’ny resaka lalana ny kabarin’ny Filoha Rajoelina. Nambarany fa hovaina ny tantara, ka ny faritra Atsimo no hanana lalana betsaka eto Madagasikara, afaka telo taona. Hiainga avy any ny fampandrosoana. Taorian’ny tany Toliara, nijery ny fizotry ny asa fanamboaran-dalana any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy ny filoha Rajoelina Andry. Napetrany […]
Mois : mai 2025
IDEES EN GOGUETTE – Mercredi 14 Mai 2025
Famarinana olombelona: Nahazo fampiofanana ny polisy
Nisitraka fampiofanana manokana avy amin’ny Birao nasionaly miady amin’ny famarinana olombelona (BNLTEH), ny 14 sy 15 mey 2025, ny polisy miasa ao amin’ny sampandraharaha misahana ny fanaraha-maso ny fifindra-monina (DCM) sy ny sampandraharaha misahana ny fanenjehana fandikan-dalàna (DPJ). Zava-dehibe amin’ity ady ity ny fampiofanana ny polisim-pirenena satria anisan’ny ivon’ny ady […]
Fanatsaran’ny Ceni fomba fiasa: Nitombo 3% ireo mpifidy voasoratra anarana
Nifarana tanteraka omaly ny fanavaozana ny lisi-pifidianana ho an’ny taona 2024-2025. Nambaran’ny eo anivon’ny Ceni fa nitombo ny isan’ireo mpifidy voasoratra anarana. Nofaranana tanteraka manerana ireo distrika 120, omaly, ny lisitry ny mpifidy nohavaozina. Notontosain’ny rantsamangaikan’ny Ceni teo anatrehan’ireo mpisehatra amin’ny fifidianana eny anivon’ny distrika izany. Nivoitra tamin’izany fa miisa […]
Seranan-tsambon’i Toamasina: Mitsinjo ny hoavy mamiratra ho an’ny daholobe
Seranan-tsambo lehibe eto amin’ny firenena ny seranan-tsambon’i Toamasina, izay efa niorina hatry ny taona 1927. Efa tamin’ny taonjato faha-19 izy no nanana ny lanjany ara-barotra sy fifanakalozana tamin’ny any ivelany. Ny taona 1954 no nisy ny tale jeneraly voalohany, dia i Bhon, teratany frantsay. Ny taona 1927 ka hatramin’ny 1954 kosa dia […]




