Mois : mai 2025

Andro afrikanina ho an’ny fomban-drazana: Loharanon’ny fitsipi-piainana eny amin’ny fiarahamonina

Nankalazaina omaly ny andro afrikanina ho an’ny fomban-drazana sy ny fomba amam-panao. Anisan’ny nankalaza izany i Madagasikara. Nisy ny hetsika maro natao nandritra izany, toy ny fihaonana teo amin’ireo mpandala ny nentin-paharazana, fitsofan-drano, fiaraha-misakafo ho mariky ny fankalazana sy ny maro hafa. Zava-dehibe ny fanomezan-danja ny fomban-drazana satria antoka sy […]

« Festival des baleines » andiany fahavalo: Hanomboka eto Antananarivo ny hetsika

Reharehan’i Madagasikara. Tsy ny fandalovan’ireo trozona ihany fa ny hetsika manodidina azy rehetra, izay hanomboka eto Antananarivo amin’ity andiany ity. Tontolo iainana, fizahantany, fihariana sy toekarena ary kolontsaina. Ireo no sehatra voakasika amin’ny « Festival des baleines », fanao any Sainte Marie, isan-taona. Hiditra amin’ny andiany fahavalo amin’ity ny hetsika hanamarihana ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Higadona eto an-toerana, anio, ireo mpikatroka avy any Canada, hiatrika ny « Lemur Cup », taranja Jiu-jitsu brezilianina, izay hatao rahampitso 17 mey, ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Hotonto­saina anio hariva ihany koa ny seminera hiarahana amin’i Eric Noel sy Radafy Ranaivo, manomboka amin’ny 3 ora hariva. Misongadina hatreto ny ekipan’ny GNBC […]

Beach volley-« Open de l’Océan Indien »: Resy teo amin’ny 1/4 dalana i Robsell Thierry sy i Berto

Tontosaina tany La Réu­nion, nanomboka ny 13 mey lasa teo, ary hifarana ny 17 mey izao, ny fiadiana ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina, amin’ny taranja Beach volley na ny “Open de l’Océan Indien”. Tsy diso anjara i Madagasikara fa nanana solontena, ekipa roa (sokajy lahy sy vavy) no nihazo an’i La […]