Mois : mai 2025

Cours avancé en management du Sport : Nivoaka omaly ny andiany faha-7

Tontosa, omaly, teny amin’ny foiben’ny Kaomity olympika malagasy Ivandry, ny famoahana ny mpiofana 11 mianadahy nanaraka ny fiofanana Cams, « Cours avancés en management sportives ». Andiany faha-7, izay misalotra ny anarana Fototra ireto nahavita ny fiofanana ka nivoaka omaly ireto. Nambaran’ny talen’ny fampiofanana, Ratoaviniriana Ramaroson, fa naharitra 7 volana […]

INDRAY MIJERY

Tonga eto amintsika ny delegasionina avy amin’ny Oniversite Euromed de Fès (UEMF) avy any Maroc, tarihin’ny professeur Othmane Benmoussa, filoha lefitra misahana ny fikarohana sy ny haivao. Ankoatra ny dinika niarahana tamin’ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa momba ny fanomezana vatsim-pianarana, hitsidika laboratoara sy ny ivontoeram-pikarohana ary […]

Ben’ny Tanàna 15: Niara-nitady vahaolana hampandrosoana ny tanàn-dehibe

Nanatanteraka fivoriana niaraka tetsy amin’ny Kaomi­nina Antananarivo Renivohitra Analakely ireo ben’ny Tanàna mivondrona ao anatin’ny Asso­ciation des grandes-ville de Madagascar (AGVM), omaly. Maro ny zavatra miandry sy ny olana sedrain’ireo ben’ny Ta­nàna ka mahatonga ny fivondronana. “Anisan’ny ezaka atao ny mitady vahaolana amin’ny lafin-javatra maro mba hampandrosoana ny tanàna izay […]

INSTN: Manome vahaolana ara-tsiansa

Tamin’ny tranga nahafatesana mpiasan’ny Apipa miisa efatra tao anaty fantsona fandehanan’ny rano maloto, eny 67Ha, niditra an-tsehatra avy hatrany ny Ivontoeram-pikarohana nasionaly momba ny siansa sy ny teknika nokleary (INSTN). Ny fanadihadiana siantifika no nahafantarana ny tena antony nahatonga ny loza. Nanao fandrefesana sy fandalinana teny an-toerana ny mpikaroka ka […]