Mois : mai 2025

TSELATRA

Notoloran’ny orinasa tsy miankina iray fanomezana ny akany fitaizana zaza kambotin’ny polisim-pirenena ao Ambatolampy, omaly. Kidoro, lamba mafana firakotra sy ondana no azon’izy ireo tamin’izany. Tazonina atao andrimaso eny anivon’ny polisim-pirenena ilay sinoa nitondra fiara nahafaty olona efatra teny By-Pass, ny alarobia 30 avrily teo. Nandositra io sinoa io tamin’ny […]

Tsimbazaza Andohamandry : Lehilahy tratra nangalatra Kaontera

Tratra teo am-pangalarana Kaontera an’ny Jirama tao an-tokantranon’olona, tetsy Tsimbazaza Andohamandry, ny lehilahy iray, omaly tamin’ny 1 ora tolakandro. Nangina ny tanàna, niditra antsokosoko tao an-tokantranon’olona ity olon-dratsy ity. Nihevitra fa tsy hisy olona tao an-trano ka tsy nisalasala izy niditra. Tsikaritry ny renim-pianakaviana iray tao an-trano anefa ny nidirany […]

Tahotra ny tsy handova: Novonoin-janany ny rainy

Naiditra am-ponja, omaly, ireo telo lahy namono nahafaty raim-pianakaviana teny Ambohinambo Talatamaty. Atidoha nikotrika izany ny zanany lahy. Antony, valifaty sy tahotra ny tsy handova. Niakatra fampanoavana, omaly, ny tovolahy telo. Monina eny Ambohi­nambo Talatamaty izy ireo. Voarohirohy ho namono nahafaty ny raim-pianakaviana teny an-toerana ny faha-3 avrily 2025 lasa […]