Anisan’ireo vahiny mpanakanto andrasan’ny mponin’i Nosy Be handray anjara amin’ny “Festival Sômaroho! 2025”, ny volana aogositra, i Shenseea. Efa manao ny dingana hahatongavana amin’izany i Wawa sy ny komity mpikarakara. Shenseea sa i Ruger? Fanontaniana napetrak’i Wawa ho an’ireo mpankafy ny “Festival Sômaroho!”, indrindra ny mponin’i Nosy Be io tamin’ny […]
Mois : mai 2025
FANTINA sy FINTINA
Nijery ifotony ny fonjan’Imerintsiatosika ny eo anivon’ny CNIDH, amin’ny maha rafi-pirenena ho fisorohana ny fampijaliana azy. Niompana tamin’ny fijerena ny endrika hisitrahan’ny voafonja ireo zo fototra sy ny fomba entina hanafainganana ny raharaham-pitsarana rehetra ny fitsidihana, araka ny fanazavan’ny tomponandraikitra. Nanatanteraka ny asa tagnamaro ny eo anivon’ny Antenimierandoholona, omaly. Nanadio […]
Depiote Raby Savatsarah : “Tokony handray ny andraikiny ny mpanohitra”
“Tokony hijery izay anjara birikiny koa ny eo amin’ny fanoherana: inona no tokony hataon’ny tena ho an’ny firenena? Tsy mitabataba miteny fotsiny ny asan’ny mpanohitra. Tsia. Mila mandray andraikitra koa izy ireo”, hoy ny depiote voafidy tany Farafangana tamin’ny anaran’ny tsy miankina, Raby Savatsarah Ain’Harimanga Gabrielle, manoloana ny fihetsiky ny […]
Miketrika mafy
Mitohy ny iraka ataon’ny Filohan’ny Repoblika any ivelany, amin’izao fotoana izao. Manao ny ainy tsy ho zavatra ny delegasionina tarihiny ahafahana mametraka ny politikam-pampandrosoana mivelatra amin’ny iraisam-pirenena. Iaraha-mahalala rahateo fa anatin’ny lohalaharana ho an’ny fitondrana malagasy ny diplaomasia. Mihazakazaka ny fitadiavana fiaraha-miasa sy loharanom-bola ho an’ny firenena, ankoatra ny […]
Fanatsarana ny tontolon’ny fifidianana: Hikarakara atrikasa ho an’ny mpiantsehatra ny Ceni
Mitohy ny asa na efa vita aza ny fifidianana. Nambaran’ny filoha lefitry ny Ceni fa mandray sy mihaino ary manome lanja ny hevitry ny mpiantsehatra izy ireo “Anisan’izany, ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy, mandray ny hevitry ny mpiantsehatra rehetra amin’ny fifidianana”, hoy ny fanambarana nataon’ny Filoha lefitra voalohan’ity […]




