Mois : mai 2025

LR Group-SESA: Fambolena indostrialy amina 10 000 ha

Vita sonia ny 25 mey teo ny fiaraha-miasa eo amin’ny Sekreteram-panjakana misahana ny Fahaleovantena ara-tsakafo (Sesa), notarihin-dRazanamahefa Tahian’Ny Avo, sy ny orinasa israelianina LR Group, nosoloin’i Ami Lustig tena. Hapetraka ny ivontoeram-pambolena « Agro­pole », mirefy 5 000 ha, hambolena vary, sy 5 000 ha hafa hamokarana katsaka. Teknolojia mahaleo tena hiaka farany no […]

E-Ariary: Vola malagasy niomerika amin’ny endriny vaovao

Hanamora ny fampiasam-bola niomerika, natao ho an’ny rehetra ary amin’ny sandany mora kokoa ny fanavao­zana entin’ny Banky foiben’i Madaga­sikara momba ny rafitra ara-bola. Vahaolana amin’ ny fi­lana andavanandron’ ny mponina izy io ary mampihena ny fikirakirana vola. Nosokafan’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) tamin’ny fomba ofisialy, tetsy amin’ny Lapan’ ny tanànan’Antananarivo, […]

TARATRY ny KANTO

Tsy handray anjara indray amin’ny “Festival Tsika Jiaby” andiany faharoa any Paris, Frantsa, ny tarika Stéphanie. Fanambarana izay nataon’ny mpikarakara ny tarika omaly io. Tokony ho anisan’ireo mandray anjara ny alatsinainy 9 jona mantsy ry Stéphanie. Nilaza fa mbola hanazava ny antony amin’ity herinandro ity ny tarika. Silo mihira Mahaleo. […]

« Festival Zazamifety » : Hiavaka ny « Percussions corporelles »

Hanomboka ny alarobia 4 jona izao ny « Festival Zaza­mifety » karakarain’ny Institut français Madagascar (IFM) etsy Analakely. Hiova endrika ny eny an-toerana. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny fitantarana angano, ny tantara filalao eny an-tsehatra na teatra, fampirantiana, atrikasa… Hiavaka kosa ny « Zou!» na ny « Percussions corporelles » hoentin’ny compagnie Sons de Toile, ny […]