Reconnue mondialement comme une région touristique par excellence, abritant une faune et flore riche diversifiées sans oublier ses forêts de récifs coralliens et ses magnifiques plages de sable blanc, l’île au Parfums est actuellement au rendez-vous du développement. Jamais depuis ces dernières décennies, Nosy Be n’a autant mérité une attention […]
Mois : mai 2025
Spéculations sur la motion de censure : Justin Tokely sort de son silence
Le président de l’Assemblée nationale (PAN), Justin Tokely, met fin aux spéculations sur la motion de censure. Il est sorti de son silence dimanche, à Nosy Be, à l’occasion du dernier jour de la visite de Andry Rajoelina sur l’île. Devant le président de la République, les membres du gouvernement […]
Enin-dahy nanafika teny Anosiala: Lehilahy voatifitra, 2 tapitrisa Ar voaroba
Jiolahy enin-dahy nanafika teny amin’ny fokontany Anjanamasina, kaominina Anosiala, distrikan’ Ambohidratrimo, ny alin’ny alakamisy teo tamin’ny 12 ora. Hitrangana fahatapahan-jiro matetika anatin’io fokontany nitrangana fanafihana io. Vao tapaka tsy nisy dimy minitra ny jiro, nirefotra ny feom-basy voalohany. Nirefitra fanindroany ka niditra tao amin’ny tokantrano lasibatra ireo olon-dratsy. Nitady vola […]
Nandroba mpitondra taxi : Lehilahy voasambotry ny polisy
Voasambotry ny polisy avy amin’ny kaomisaria Antaninandro, afakomaly, tamin’ny 10 ora sy sasany alina, ny tovolahy 22 taona. Nangalatra kitapon’ny mpamily taxi iray tetsy Anjanahary izy. Novonoin’io olon-dratsy io ihany koa ilay mpamily taorian’ny nandrobany ny entana teny amin’ilay lasibatra. Tavela tany anatin’ny kitapo ny finday roa, karapanondrom-pirenena, taratasy fahazahoan-dalana […]
Lozam-pifamoivoizana tetsy Ambatobe: Maty tsy tra-drano ilay mpitondra moto
Vaky loha, maty tsy tra-drano ny lehilahy 50 taona niharan-doza teny Ambatobe, ny sabotsy 24 mey hariva teo. Ankizivavy 15 taona avotra soa aman-tsara. Miseholany ny lozam-pifamoivoizana. Mpitondra moto iray tra-doza teny amin’ny lalan’ny bibilava mampitohy an’Ambatobe sy i Nanisana, ny sabotsy 24 mey teo. Nitondra moto lehibe 4T io […]




