Tetsy andaniny, naneho ny fahafaham-pony amin’ny ampahan’ny zava-bita ny Banky iraisam-pirenena amin’ny fiahiana sosialy atao eto Madagasikara. “Matoa tonga eto maka traikefa ny firenena hafa, toa an’i Congo sy Kaomaoro, dia misy zava-bita tsara izany eto Madagasikara”, hoy ny avy ao amin’ny Banky iraisam-pirenena, Ravelosoa Rachelle Julia. Efa nizara traikefa […]
Mois : mai 2025
Rakotondrasoa Justine: Mpanasa lamba tonga mpandraharaha rehefa nikiry sy nahazo tohana
Tokantrano 1 300 000 no misitraka ny tetikasa Haratonaina manerana ny Nosy. Anisan’izany Rakotondrasoa Justine, mpanasa lamban’olona latsaka tao anaty fahasahiranana teo aloha kanefa tonga mpandraharaha amin’ny fiompiana sy fitaterana ankehitriny. Mitantara ny fikirizany izy niaraka tamin’ny tohana avy amin’ny fanjakana sy ny fiofanana entin’ny Fid izay mpanatanteraka eny ifotony. Renim-pianakaviana […]
TARATRY ny KANTO
Njakatiana, eny amin’ny Naturia Palm Ambohibao. Mandritra ilay hetsika “Fitsangantsanganana ho an’ny reny”, izay hatao ny tontolo andron’ ny 25 mey izao. Hitondra ireo hirany nahafantarana azy hatramin’izay i Njakatiana, satria nomanin’ny mpikarakara ho fanomezana noho ny fetin’ny reny ny seho. “Ny endrika marolafin’ny literatiora malagasy”. Io ny lohahevitra iompanan’ny […]
Ezaka ho fiverenana any amin’ny fototra: Misahana taranja efatra ny foibe « Zanabaliha »
Manohy manatanteraka ny fanamby napetrany ny foibe fikarohana sy fampianarana momba ny kolontsaina malagasy « Zanabaliha ». Raha nanomboka tamin’ny fampianarana valiha. Nitohy tamin’ny dihy malagasy. Nisokatra ihany koa ny kabary sy ny soratra. Fantatra fa tafiditra ao anatin’ny ezaka ho fiverenana any amin’ireo fototra maha Malagasy tanterahin’ity foibe ity ihany koa […]
Zavakanto : Tsy afa-mivelatra ny asa tanana
Anisan’ny mahasarika ny vahiny eto Madagasikara ny fananany asa tanana miavaka. Hatramin’izao, anefa, mbola tsy afa-mivelatra araka ny tokony ho izy ity zavakanto iray ity. Antony iray miteraka izany ny tsy fisian’ny toerana lehibe sy mahasarika ny mpividy na ny mpanjifa. Matetika, voahidy amina toerana iray izy ireny. Faharoa, tsy […]




