Tsy ny mpanakanto irery, fa maro ireo mpisehatra amin’ny zavakanto. Misy asa maro mitaky olona matihanina anatin’izany, ary misy rafitra ihany koa. Tsy mbola tsara petraka anefa io eto amintsika, ka matetika mbola tsy tratra ny fenitra takina amin’ny hetsika ara-javakanto isan-karazany. Ho fitadiavam-bahaolana amin’izay sy hanokafana ny sehatrasa manodidina […]
Mois : mai 2025
Raboussa : “Hotetezina an-kira ny 25 taona an-tsehatra”
Raboussa irery, hatreto, ny tarika mpanao rap nahazaka irery ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Haverina indray izany fanamby izany, ho fanamarihana ny 25 taona an-tsehatra. Taona 1997. Nampiboiboika ny aingam-panahin’ireo mpanao rap tamin’izany, hampiakatra avo ny Hip hop sy ny tontolony. Nisy ireo namaky lay, ary anisan’ny nanaraka voalohandohany tao Raboussa. […]
VAOVAO TAMBATRA
Nihatsara ny fanondranana nikela sy kobalta nataon’i Madagasikara tao anatin’ny telo volana voalohan’ny taona. Lasa 3,7% sy 27,6% izany noho ny fiakaran’ny vokatra 9,4% sy 60,2%. Na izany aza, mbola ambany, izany hoe, 5,2% sy 20,4% ny vidiny noho ny fitobahan’ny vokatra eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Mitotaly 3 008,5 tapitrisa dolara […]
“Aéro-Expo 2025”: Fampahafantarana ny sidina ana habakabaka
Hatao ny 31 mey sy ny 1 jona ho avy izao ny “Aéro-Expo 2025” eny amin’ny tobin’ny Tafika ana habakabaka sampana helikopitera Ivato. Hetsika karakarain’ny Tafika ana habakabaka, ka mpiara-miombon’antoka manohana azy ny orinasa Yas Madagasikara. Tanjona ny hampahafantarana ny tontolon’ny sidina ana habakabaka. Ao anatin’izany ny asa sy ny […]
Samy mandinika
Lany fanindroany teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza indray ny lalàna mifehy ny toaka gasy. Miandry izay ho fanapahan-kevitry ny Antenimierandoholona indray. Ity farany izay efa nitsipaka izany taona vitsy lasa izay. Mikiry biby anefa ny depiote ka nanova ny votoatin’ny lalàna ka izao izy mbola neken’ny besinimaro izao indray. Hitondra […]




