Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny fikambanamben’ ireo fiarahamonim-pirenena (OSC) miisa 19, omaly. Nivoitra tamin’izany ny fisitrahana vaovao ho an’ny daholobe, fepetra tsy azo ihodivirana amin’ny demokrasia. Notakin’ izy ireo ny amin’ny fandraisana maika ny lalàna momba ny fahazoana miditra amin’ny vaovao ho an’ny daholobe. Mifanaraka amin’ny fitsipika demokratika, indrindra ny […]
Mois : juin 2025
Fahapoizinana sa fanapoizinana?
Zava-doza, mampivarahontsana ny mahakasika ilay fahapoizinana ara-tsakafo nahoraka ny faran’ny herinandro hatramin’ny omaly, iny. Olona ampolony no indray namoy ny ainy anatin’ny ora vitsy. Raha manaraka akaiky ilay vaovao dia tena hoe mampihoron-koditra. Inona marina ny zava-niseho? Sakafo nivadika sy lany daty sa misy zavatra hafahafa? Vao mandinika ny […]
Praiminisitra Ntsay Christian: “Tsy misy vola tokony haloa amin’ny tsenambaro-panjakana”
Marolafy ny fanontanian’ireo loholona tamin’ny Praiminisitra nandritra ny fifanatrehana tamin’ny governemanta. Anisan’izany, ny fakana vola amin’ny tsenambaro-panjakana, ny fisian’ny governora sy tale mpisolo toerana etsy sy eroa, ny fandraisana ny fihaonana an-tampon’ny Sadc… Valin-teny. “Tsotra ny tsenambaro-panjakana: tsy misy zavatra tokony haloa, ankoatra izay voafaritry ny lalàna. Tsy misy zavatra […]




