Mitarika vonjimaika ny Barea de Madagascar, ao amin’ny vondrona “C” eo amin’ny fiadiana ny “Cosafa cup”. Fandresena iray nanoloana an’i Tanzanie ary ady sahala tamin’i Eswantini, ny vokatra azon’ny Malagasy saingy tsy mbola tafita fa hiankina amin’ny andro farany vao ho fantatra izay hanohy ny dia. Teo ho eo ny […]
Mois : juin 2025
INDRAY MIJERY
Efa mivolon’andro fety ny tanàna. Mifanitsa-kitro ny mpivarotra mpaka entana aparitaka any ivelan’ny Renivohitra. Mirantiranty ny karazana arendrina. Milanjalanja sainam-pirenena ny mpivarotra. Ireo karazan-kilalao manamarika ny fetin’ny 26 jona… tsy mbola tsikaritra kosa ny saina mipetraka isan-tokantrano. Mampihetsika ny karazan’aretina maro ny hatsiaka. Miaro vatana, manao mafana, misotro rano mafana, […]
Eid Ul Adha : Nahatsiaro ny soron’i Abrahama ny Ahmadiyya
Notanterahina teny amin’ny moske foiben-toeran’ny fikambanan’ny Musulmane Ahmadiyya de Madagascar, eny Andavamamba, ny sabotsy lasa teo, ny fetin’ny fakan-tahaka “Eid ul Adha” ny nataon’i Abrahama araka ny voalazan’ny Soratra Masina hita ao amin’ny Baiboly. Araka ny fanazavan’ny misionera Ahmad Mujeeb, isan-taona ny fahatsiarovana ny fetin’ny fakan-tahaka ny nataon’i Abrahama izay […]
Pamela Johnson : Hampianatra teny anglisy ny mpitandro filaminana
Efa tonga eto Madagasikara ny manam-pahaizana manokana momba ny fampianarana teny anglisy, Pamela Johnson, araka ny fampahafantarana nataon’ny masoivoho amerikanina. Hitondra tan-tsoroka amin’ny fampianarana teny anglisy ireo mpitandro filaminana izy mandritra ny fandalovany eto. Hiara-hiasa akaiky amin’ny polisim-pirenena malagasy sy ny zandarimariam-pirenena ny tenany. Hitondra fijery sy fandaharam-pianarana teny anglisy […]
CHU HJRA : Miha betsaka ny tanora tsentsina na tapaka lalandra
Misokatra ho an’ny rehetra ny sampandraharaha mandray an-tanana ireo olona mila fandidiana mahakasika ny loha sy ny hazon-damosina ao amin’ny CHU HJRA. Voalaza fa miha tanora ireo olona tratran’ny fahatsentsenan’ny lalandra ankehitriny ary mila fandidiana. Miezaka mampahafantatra hatrany ireo sampandraharaha misy ao aminy ny hopitaly CHU HJRA. Tanjona ny hanamora […]




