Zava-dehibe tao anatin’ny fandaharanasa ny fampiroboroboana ny Transfert de gestion ahafahan’ny Vondron’ olona eny ifotony mitantana ny ala eo aminy sy mametraka rafitra fitantanana hanatsarana ny ala, tsy hamotika ny atiala. Voaaro vokatr’izany ny velarana 14 400 ha miaraka amin’ny Vondron’olona ifotony (VOI). Ankoatra izay, misahana ny fampitaovana ireo mpiantsehatra na […]
Mois : juin 2025
Fandaharanasa Afafi-Nord AF: Nitondra tombontsoa ho an’ny olona 6 700, anatin’ny distrikan’Ambilobe
Anisan’ny fandaharanasan’ny Vondrona eoropeanina notontosaina teto amintsika ny Afafi -Nord AF nampiharina tany amin’ny distrikan’Ambilobe nandritra ny enin-taona. Maro ny vondron’olona ifotony nisitraka tombontsoa mivantana Ny Afafi Nord, amin’ny ankapobeny, dia fandaharanasan’ny Vondrona eoropeanina vatsina amin’ ny alalan’ny 11ème Fed. Ny GIZ no nanatanteraka ny tetikasa, teo anivon’ny Page 2. […]
TARATRY ny KANTO
«Loko iray». Ity ilay fampisehoana anisan’ny andrasan’ny maro amin’ity faran’ny herinandro ity. Ny alahady 8 jona, ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina no hifandimby an-tsehatra ry Njara Marcel, Johanne, Nate Tex, Aya ary i Nampoina. Hisy fampiaraham-peo maromaro, araka izany, homanin’ireto mpanakanto ireto, hanehoana ilay lohahevitra. Fankalazana ny fiverenan’ny […]
FJKM Amparibe Famonjena : Vahinin’ny RFF ny Anjomaran’ny fitiavana Toamasina
Toy ny fanaony isan-taona, rehefa volana jona tahaka izao, manatanteraka ny vavaka ho an’ny tanindrazana sy ireo mpanala fanadinana ny Rantsana fialamboly sy fanatanjahantena (RFF) eo anivon’ny FJKM Amparibe Famonjena. Tontosaina ao anatin’ny teny filamatra: “Zanahary ô! Tahio ny tanindrazanay”. Fiarahan’ny vavaka sy ny zavakanto, hotanterahina ao an-toerana, ny alarobia […]
« Festival Sabôtsibe » : Hanasongadinana ny omby
Manana ny hetsika ara-kolontsaina mampiavaka azy koa i Mandritsara. Hiditra amin’ny andiany faha-3 ny « Festival Sabôtsibe », izay hotontosaina ny 13 hatramin’ny 15 jona ho avy izao. Nalaina tamin’ny anaran’ny tsenan’omby Sabôtsibe isaky ny tapa-bolana ao Mandritsara ny anaran’ny hetsika, satria hanasongadinana ny omby gasy no tena tanjona amin’izany. […]




