Naneho ny fahavononany hifanome tanana amin’ny Foloalindahy Malagasy ny firenena egyptianina sy indianina. Anisan’ireo firenena manana indostria ary efa mandroso koa amin’ny rafitra fiarovana ireto firenena ireto. Hanampy ny Foloalindahy Malagasy amin’ny fampitaovana sy hanome traikefa amin’ny fanamboarana sambo i Ejipta. Izay no fantatra tamin’ny fitsidihana ara-pomba fifanajana nataon’ireo delegasiona […]
Mois : juin 2025
Ben’ny Tanàna Ramanantsoa Harilala: “Tsy vitan’ny kaominina irery ny fanadiovana”
“Ny tiana haseho sy hampitaina: tsy vitan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra irery ny fanadiovana. Tsara miara-mientana isika. Satria tanàna iombonana, soa iombonana”. Io ny nambaran’ny ben’ny Tanàna Antananarivo Renivohitra, Ramanantsoa Harilala, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, omaly, ny amin’ny fanadiovana faobe ny tanàna taorian’ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny Fahaleovantena sy nijoroan’ny […]
Fampakarana ny TVA ho 20%: andrasana ny valin’ny diniky ny Gem sy ny Fivmpama
Tamim-pahatairana no nandraisan’ny mpanjifan’ny banky ny fampiharana ny TVA 20 % taorian’ny fanambaran’ ny « Association professionnelle des banques de Madagascar » (APB) momba ny fampakarana ny hetra amin’ny zana-bola amin’ny findramam-bola, ny taha 20%. Nilaza ny APB fa mihatra manomboka ny 1 jolay izao io fepetra io. Manoloana ny efa […]
Recrudescence des cas d’intoxication alimentaire: baisse significative des chiffres d’affaires des restaurateurs et gargotiers
La situation est devenue invivable pour les restaurateurs et gargotiers, depuis que des cas d’intoxication alimentaire survenus un peu partout dans le pays, ont fait des victimes. Les clients, même les habituels ne sont plus au rendez-vous, entrainant une baisse significative des chiffres d’affaires. Plus de deux semaines après le […]
Négociations sur les îles Eparses à Paris: les noms des participants ne sont pas encore rendus publics
Quelques jours avant la réunion de la commission mixte franco-malgache à Paris, sur les questions des îles Eparses, ce 30 juin, aussi bien Madagascar que la France, n’a pas encore communiqué les noms des membres de leur délégation respective. Selon Africa Intelligence récemment, la France finalise encore la liste de […]




