Manakaiky ilay fotoana hiverenan’ny « Tapôlakaglady ». Hiova tsy toy ny taloha ny hetsika, satria ny tarika Rossy ihany no hanafana ny fotoana, araka ny nambarany, omaly. «Rehefa natao ny fakan-kevitra tamin’ireo mpankafy marobe, Rossy ranoiray no tena be mpitady. Raha toa ka fampisehoana nandritra ny iray volana, niantsoana tarika […]
Mois : juin 2025
FANTINA sy FINTINA
Maromaro ireo sefo distrika nesorina amin’ny toerana, araka ny tatitry ny filankevitry ny minisitra, natao ny alarobia teo. Anisan’izany ny any amin’ny distrikan’i Mandoto, Mahabo, Amparafaravola, Antanifotsy ary koa ny any amin’ny distrikan’Antambao Manampotsy. Nosoloina koa ny Prefet any Manakara. Hatao eto Antananarivo ny fihaonambe momba ny fiaraha-miasa sy ny […]
Solombavambahoaka teo aloha : Manentana ny Malagasy hanaja ny rafitra sy ny Filoha
Noho ireo fanehoan-kevitra misy any amin’ny haino aman-jery sy miparitaka any amin’ny tambajotran-tserasera, manentana ny vahoaka malagasy ny vondron’ny Solombavambahoaka teo aloha, miisa 32 mianadahy. Avy amin’ny antoko Irmar izy ireo, ary ny hanajana ny soatoavina malagasy, ny filoham-pirenena ary ny rafi-panjakana misy eto Madagasikara no nanaovan’izy ireo antso. Nilaza […]
Mandroso mihemotra
Tsy hita be ihany ny fivoaran’ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana izao. Mivoaka miditra toa lelon-jaza izay manao fanambarana. Mbetika fotsy, mbetika mainty. Mbetika izaho, mbetika tsy izaho. Mivadibadika toa lela may ireto mpanao politika. Sanatrian-dresaka manao sain-jaza tsy ampy fahamatorana. Mandroso mihemotra amin’ny zotra tiany harahina. Tsy hay ny kajikajy […]
Pnud sy ny MFFT : Hamafisina ny fahaiza-manaon’ireo ben’ny Tanàna
Natao tetsy amin’ny FDL Anosy ny fivoriana momba ny fampiharana ny fitsinjaram-pahefana sy ny fitantanana ifotony. Nitarika izany ny avy eo anivon’ny Pnud sy ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina. Nivoitra tamin’izany fivoriana natao ny alarobia teo izany ny fifampizarana sy fandinihana ny fandrindrana […]




