Fikambanan’ny tia sy mpikirakira ny literatiora. Miavaka indrindra amin’ny fanandratana ny teny malagasy ihany koa ny Faribolana Sandratra. Mamolavola ireo mpandimby ihany koa fa hiampita isaky ny andian-taranaka izany. “Haisoratra, rakitry ny lasa, fanoitry ny hoavy!” ny teny filamatra. “Izay tsy mihetsika, mihitsoka” sy ny “Mamorona fa tsy mamelona” kosa […]
Mois : juin 2025
TSELATRA
Vehivavy iray 50 taona hita faty nanamorona ny reninaranon’Ikopa, nanoloana ny tobin-dasantsy, omaly. Olona tsara sitrapo no nampilaza ny mpitandro filaminana. Tsy fantatra ny mombamomba azy io. Naka ny razana sy nitondra azy teny anivon’ny tranom-paty ny BMH. Tonga teny an-toerana ny borigady misahana ny heloka bevava. Nalefa eny amin’ny […]
Vontovorona: Lehilahy tratra saika hangalatra
Lehilahy 27 taona tratra namaky tranon’olona iray teny amin’ny kartie Jirama, fokontany Antanety II, kaominina Ambanivohitra Alakamisy Fenoarivo, afakomaly alina tamin’ny 9 ora. Notapahiny ny «grille de protéction» ary niditra tao an-trano. Nikasa hangalatra entana sarobidy sy lafo vidy tao anatiny ity farany. Tsy misy olona mipetraka ao anatiny ary […]
Nifandona tamin’ny dahalo : Mpanara-dia iray namoy ny ainy, telo naratra
Maty voatifitry ny dahalo ny mpanaradia taorian’ny fifandonana tao Ankaditapaka, fokontany Mahazoarivo, kaominina Belobaka, afakomaly. Omby efatra norobain’ny dahalo telo lahy izay samy nitam-basy, tao an-toerana, tamin’ny 11 ora alina. Nianavaratra ireo mpandroba ka nanara-dia ny vatan-dehilahy tao an-tanàna. Nirefodrefotra ny basy tamin’ny 2 ora maraina. Lavon’ireo tsy valahara tamin’izany […]
Mpanakalo vola vahiny etsy Analakely : Roa lahy mpisoloky naiditra eny Antanimora
Voasambotra teny Andranomanalina ny iray tamin’ireo mpisoloky mpanakalo vola eo Analakely. Naka volan’olona mitetina 4 000 euros izy ireo ka tratra ary naiditra any Antanimora, afakomaly. Roa lahy nisandoka vola vahiny 4 000 euros izay mitetina 20 780 000 Ar, nalefa eny Antanimora miandry ny fitsarana azy, afakomaly. Mpanakalo vola […]




