Potika ny vatan’ilay lehilahy notetezin’ny lamasinina tao amin’ny fokontany Manankasikely, kaominina Manjakandriana, ny alatsinainy 16 jona teo. Mifanila amin’ny lalam-pirenena ny lalamby ao amin’io toerana io. Nijanona tamin’ny sisin-dalana ny fiara an’olon-tsotra izay nitondra io lehilahy io. Nivoaka ary naka sisiny tamin’ny lalamby ity farany ary niantso an-telefaonina, tokony ho […]
Mois : juin 2025
Tafakatra 19 ny maty : Olona dimy voasambotra, namosaviana ireo mpilanona
Nanamafy ny governemanta fa ”famosaviana” niniana natao tamin’ny poizina mahery tao anatin’ny mofo ”donut” no niseho teny Ambohimalaza. Olona dimy voasambotra, hiakatra fampanoavana. Tafakatra 19 ireo namoy ny ainy. “Dimy ireo olona voasambotra miatrika fanadihadiana eny anivon’ny zandarimaria amin’izao fotoana izao”, hoy ny minisitra delege misahana ny Zandarimariam-pirenena, ny jeneraly […]




