Ravan’ny polisy ny 12 jolay lasa teo, ny tambajotra iray mpanondrana olona mankany ivelany. Avotra teo am-pelatanan’izy ireo ny zaza vao valo volana, saika hamidy any Gabon. Tra-tehaka teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny sabotsy lasa teo, ny renim-pianakaviana iray nikasa hitondra zaza hamidy any Gabon. Nisandoka ho renin’ilay zaza izy […]
Mois : juillet 2025
AMBARAO Juillet MAE 2025
DES IDEE EN GOGUETTE 16 07 2025
Lalam-piofanana teknika : Mahafehy ny teknolojia vaovao ny Malagasy tanora lahy sy vavy
Mahasarika tanora maro ny manaraka ny lalam-piofanana teknika amin’izao fotoana izao. Tia mandranto sy mamolavola ny teknolojia vaovao ireo mpianatra ka antony mahatonga azy ireo liana, raha ny fanadihadiana natao. «Matetika ny ray aman-dreny no manakana ny ankizy tsy hanaraka io lalam-piofanana teknika», hoy ny mopera tomponandraikitry ny Lycée technique […]
VAOVAO TAMBATRA
Mirefy 8 km ny lalana tsy maintsy vita godirao, mialoha ny fivoriamben’ny Sadc hatao eto Antananarivo amin’ny 17 aogositra ho avy izao. Io no toromarika nomen’ny minisitry ny Asa vaventy, raha nijery ifotony ny fanamboarana ny arabe migodana eny Tsarasaotra, omaly. Hampiana ny isan’ny mpiasa andro sy alina, hampiana ny […]




