Tontosoa ny faran’ny herinandro teo, ny fifamindram-pitantana teo amin’ny talem-paritry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa vaovao ao Atsimo Atsinanana, Aina Perle Hortense, sy ny talem-paritra nisolo toerana, Vagnomisy. Tao amin’ny foiben-toeran’ny fitaleavam-paritry ny Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa Farafangana no nanaovana izany. Nanome voninahitra ny governoran’ny faritra Atsimo […]
Mois : juillet 2025
Kaominina Ikongo : Mitohy ny fanadiovana ny tanàna amin’ny asa tanamaro
Ambany ny toerana misy ny kaominin’Ikongo raha mitaha amin’ny kaominina mifanila aminy. Ao anatin’ny tandavanala Fandriana-Vondrozo no misy ny kaominina ka maitso ny tontolo ary misy rotsakorana saika mandavataona. Mando lava ny tanàna ka manamora ny fisian’ ny moka eny amin’ireo lobolobo. Tafiditra amin’ny paikady iadiana amin’ny aretina tazo ny […]
Rally TMF: Voalohany i Faniry sy Mahents
Tontosa omaly, ny andiany faha-20 amin’ny Rally TMF. Dingana faharoa, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny famoriana fiarakodia. Nitana ny laharana voalohany, i Faniry sy i Mahents, avy amin’ny klioba TMF Rally sy ASACM, nitondra ny fiara P.208 T16. Nisongadina ny fahaiza-manaon’izy mirahalahy, niampy ny tanjaky ny fiara […]
Coupe Internationale de Tana: Nahatratra 374 ireo mpifaninana
Fahombiazana ! Nahatratra 374 ireo mpifanintsana tonga namaly ny antso nandritra ny fifaninanana karate, “Coupe Internationale de Tana”, andiany voalohany, izay notontosaina ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina. Nahitana atleta vahiny 40, avy amin’i France, Mayotte, sy La Reunion, ity fiadiana ny amboara izay karakarain’ny seksiona Antananarivo […]
DAKA AN-JORONY: Aza atao toy ny angady ny fitondrana azy
Misasaka ity ny taona, fa toa tsy mahita mangirana mihitsy ny baolina kitra, ilay taranja mankarary ny ain’ny Malagasy. Velombelon-dratsy toa kitoatoa izato izy. Afaka andro vitsy, hiatrika fifaninanana goavana na ny Barea A na ny A’. Miseholany sahady anefa ny tsy fitoviana, eo amin’ny mpitantana amin’izao fotoana izao. Lasa […]




