Maro ny tsaho mandeha eny amin’ny tambajotra sy ny vaovao miely momba ny olona voasambotra fa nanaparitaka mialoha ny laza adina bakalorea. Nitondra fanazavana mahakasika izay ny tale jeneralin’ny Fampianarana ambony, Docteur Behaja Alan Basile, omaly, teny Fiadanana. Manamafy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa fa tsy misy […]
Mois : juillet 2025
Mozika : Fahalalahana ara-pitenenan’ny mpanakanto sy mitana andraikitra eo amin’ny fiainana
Manana lanjany betsaka eo amin’ny tontolo ny anjara asan’ny mpanakanto noho ny mozika ataony. Manabe sy mitaiza ary mampianatra kolontsaina maro samihafa ho an’ny olombelona tsirairay avy izy ireny. Nambaran’ny mpankanto, Rajery Valiha, fa manana anjara toerana eo amin’ny fiainan’ny olombelona ny mozika ary fahalalahana ara-pitenenan’ny mpanakanto ihany koa. Voasokajy […]
Basikety – Analamanga: Hatao ny 27 jolay ho avy izao ny lalao famaranana
Efa miditra amin’ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, izay hatao etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny faran’ny herinandro lasa teo. Araka ny fanazavana nomen’ireo tomponandraikitra teny an-toerana, hotontosaina ny 27 jolay ho avy izao, eny an-toerana ihany, ny lalao famaranana ho an’ny sokajy rehetra, amin’ity fifanintsanana ity. Zava-dehibe tokoa […]
Ambohimanambola : Notapahina ny herinaratra, tetikasa «jiro mora »
Notapahina ny herinaratra amin’ireo tariby mitondra herinaratra mankany amina tokantrano maromaro ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, izay nisitraka ny tetikasa « jiro mora », tetikasan’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Nohamafisin’ireo mpiasan’ny Jirama tonga teny an-toerana fa hoe tsy manara-dalàna ity tetikasa ity, araka ny fanazavan’ireo mponina ka antony nanapahana ny famatsiana herinaratra nozaraina […]
Kitra – Ligin’Analamanga : Tafakatra amin’ny D2 Nasionaly ny COSPN
Niova tanana indray ny tompondakan’ny ligin’Analamanga tamin’ity taona ity. Lasan’ny COSPN, ny vola 1 tapitrisa ariary sy ny amboara tamin’izany. Voahosotra ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja baolina kitra, ny ekipan’ny COSPN, ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny kianja CFFA Iavoloha. Lavon’izy ireo, tamin’ny isa, 1 no ho 0, nandritra ny lalao […]




