Le président Andry Rajoelina tend la main aux salariés de la Jirama. En marge de l’inauguration d’un parc solaire d’un mégawatt à Sainte-Marie, hier, le chef de l’Etat a annoncé la tenue d’une rencontre prochainement avec les employés et les syndicats de la compagnie nationale d’eau et d’électricité. Objectif : […]
Mois : juillet 2025
FANTINA sy FINTINA
Hisitraka fotodrafitrasa maromaro ny ao Toamasina amin’ny fandaharanasa Padeve II. Anisan’izany ny fanamboarana ny Bazary kely, ny eo amin’ny lakandrano avaratra sy ny lakandranon’i Tanambao. Eo koa ireo lalana maromaro eo an-tampon-tanana sy ny “Boulevard de la marine”. Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra avokoa ireo. Noraisin’ny filohan’ny Antenimierandoholona Frantsay, Gerard Larcher […]
FITANTANANA NY SADC: Horaisin’ny filoha Rajoelina Andry
Herinandro vitsy sisa. Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, tany Ste Marie, ny firosoan’ny fanomanana sy ny fikarakarana amin’ny handraisan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampon’ny Sadc, andiany faha-45. Tapaka tamin’izany fa hanomboka ny 3 hatramin’ny 18 aogositra izany fivoriana iraisam-pirenena hatao eto Antananarivo izany. Nodinihina manokana ny famindram-pitantanana sy ny fahefana amin’ny […]
Isika miara-mientana !
Mangingina ny raharaha politika amin’izao fotoana izao. Malaza ny fitetezam-paritra hataon’ny Filohan’ny Repoblika mivady sy ny delegasionina izay tarihiny. Mahoraka ny politika manakaiky vahoaka. Izay rahateo ny fanamby napetraka tamin’ny fampielezan-kevitra, mialoha ny fifidianana ho filoham-pirenena, fotoam-pitondrana faharoa “ Rajoelina”. Anisan’ny mahavelom-bolo ny any amin’ny faritra ny fomba fiasa […]
Filoha Rajoelina Andry : “Handray ny mpiasan’ny Jirama aho”
Manoloana ny fitakian’ny tambaben’ny mpiasan’ny Jirama fihaonana amin’ny filohan’ny Repoblika. Nambaran’ny filoha Rajoelina Andry fa handray ny mpiasan’ny Jirama sy ireo sendika izy. «Milaza aho eto fa handray ny mpiasan’ny Jirama sy ireo sendika ary ireo olona rehetra mba hitondra izay zavatra mampiahiahy: inona no tena mety hisian’ny tsy fifankahazoana […]




