Miatrika fiofanana ireo ben’ny Tanàna 27, mpikambana amin’ny tambajotra “Centres de lecture et d’animation culturelle” na Clac. Nosokafana omaly, tetsy amin’ny Motel Anosy izany, izay tafiditra ao anatin’ny tetikasa fanetsehana indray ny fandaharanasa mahakasika ny kolontsaina eny ifotony. Ny Organisation internationale de la francophonie na OIF no namatsy vola ny […]
Mois : juillet 2025
Ny omaly tsy miova: Mila havaozina ny taranja malagasy
Mbola mba tafiditra ao anatin’ny fandaharam-pianarana ihany aza! Tany amin’ny taona 1972 no efa tsikaritra fa tsy mety na tsy ampy na tsy sahaza ny taranaka malagasy ny zavatra ianarana ao anatin’ny taranja malagasy. Taom-pianarana 2025 – 2026, tsy mbola hita taratra ny fanovana. Tsy mbola manangasanga ihany ny hahitana […]
Zava-panahy : Mitombo isa ny mpampianatra
Samy manezaka amin’izay heveriny fa tandrify azy ny rehetra… Miavaka, anefa, ny tontolon’ny zava-panahy. Mihazakazaka fatratra ny fitomboan’ny isan’ny mpampianatra azy io. Tranga anisan’ny manamarika ny fiverenana any amin’ny fototra? Antony hafa ihany koa, anefa, ny fiovana eo amin’ny fiarahamonina malagasy. Fahasahiranan’ny Malagasy, nahatonga azy hiantsampy, etsy sy eroa. Amin’io […]
“Intervision 2025”: Tsara toerana i Denise sy D-lain
Tsy mena-mitaha amin’ny hafa. Tsy vitan’izay fa anisan’ireo atahoran’ireo mpifaninana aminy i Denise sy D-Lain, izay mandray anjara amin’ilay fifaninanan-kira “Intervision 2025”, any Russie. “Tiako hanjeky”. Io ilay fampiaraham-peon’i D-Lain sy i Denise, izay notsongaina manokana tamin’ireo maro nifaninana, satria naharesy lahatra ireo mpikarakara ny “Intervision 2025”. Fifaninanan-kira avo lenta […]
FANTINA sy FINTINA
Atao ny fanadihadiana hanarenana ny tetezana Efasy sy Mahavavy, any amin’ny lalam-pirenena faha-6, iarahana amin’ny tetikasa PCMCI, tohanan’ny Banky iraisam-pirenena. Manomboka ny fanomanana ny fametrahana ny fototry ny tetezamby vonjimaika ny eo amin’ny reniranon’i Mahavavy. Tsiahivina, fa simban’ny rivodoza farany teo ireo tetezana roa ireo. Manohana ny fanaovana asa tanana […]




