Mois : juillet 2025

MVola, 15 ans : l’usage s’étend aux besoins quotidiens

En quinze ans, MVola est devenu un ré­flexe pour des millions de Malgaches. D’un simple geste, ils ouvrent leur téléphone et paient. Ce service n’a pas seulement digitalisé l’envoi d’argent. Il a transformé la manière de vivre, de consommer et même d’in­teragir avec l’administration. Aujourd’hui, les habitants peuvent gérer de […]

« Transfert de 5 Boeing vers l’Iran »: l’ACM dénonce un scandale de faux et usage de faux

L’Aviation civile de Madagascar (ACM) indique avoir déposé une plainte formelle auprès des autorités judiciaires malgaches pour faux et usage de faux par rapport aux documents falsifiés, ayant permis le transfert de cinq Boeing 777 vers l’Iran. L’Aviation civile de Ma­dagascar réfute catégoriquement toute implication dans une opération aéronautique à […]

TSELATRA

Fahatapahan-jiro sy rano. Nitokona sy nidina an-dalambe ireo mpianatra mipetraka eny amin’ny Cité Ankatso II, afakomaly maraina. Nandoro kodiarana sy nanao ny sakan-dalàna izy ireo. Nanome 48 ora ny tomponandraikitra mba hamahana ny olana. Hahery vaika ny fitokonana raha tsy voavaha ny olana. Lehilahy iray manodidina ny 45 taona naratra […]

Lonilony hatry ny ela : Naiditra am-ponja ilay zaodahy nanindron’antsy

Natolotra ny fampanoavana teny anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany Anosy ny raharaha mahaka­sika ny fanindronana antsy olona teny Andoharanofotsy, ny 19 hifoha 20 jolay 2025 lasa teo. Naiditra vonjimaika eny amin’ny fonjam-ben’i Tsia­fahy, mandra-piandry ny fotoam-pitsarana azy, ny lehilahy iray nahavita nanindrona antsy ny zaodahiny. Raha tsiahivina, nisy lanonam-pianakaviana teny Andoharanofotsy […]