La qualification des Barea pour la phase finale du Championnat d’Afrique des Nations (Chan) 2024 a remis le partage du prize money sous les projecteurs, un sujet qui avait déjà fait des vagues lors de l’édition précédente. Cette fois, la fédération malagasy de football (FMF) a choisi la transparence en […]
Mois : août 2025
Chan 2024: les Barea, soudés comme jamais
A l’aube du quart de finale du Championnat d’Afrique des Nations (Chan) 2024, les Barea de Madagascar s’apprêtent à croiser le fer avec le Kenya, ce 22 août, au Moi International Sports Centre de Kasarani. Et dans le camp malgache, on ne se contente pas de rêver : on veut […]
Fitsindromana zava-mahadomelina : Miparitaka ny tsimokaretina VIH sy Hépatite
Manodidina ny 2 000 mahery ireo olona midoroka zava-mahadomelina amin’ny alalan’ny tsindrona eto Madagasikara, izay raisin’ny fikambanana an-tanana, raha ny tatitra voaray teo anivon’ny ONG Ainga Aides. Taorian’ny fitiliana natao tamin’ireo marary, 163 no fantatra fa mitondra ny tsimokaretina hépatite C, raha ny tatitra voaray. Izay manodidina ny 30% eo […]
Rugby lalaovin’olona 7 – “Mada 2025”: Lasan’ny CEA sy ny SCB Besarety ny amboara
Tontosa tetsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny sabotsy sy alahady lasa teo, ny fifaninanana rugby lalaovin’olona 7, lahy sy vavy (Mada 7’s 2025). Fihaonana nokarakarain’ny Malagasy Rugby. Voahosotra ho tompondaka ny SCB Besarety, teo amin’ny sokajy vehivavy, raha ny CEA Andranomanalina kosa ny teo amin’ny lehilahy. Nisongadina ireo ekipa roa […]
SOMBIM-BAOVAO
Niala, omaly, tao Tanzanie ny Barean’i Madagasikara ary nihazo an’i Kenya, toerana hanatontosana ny dingana ampahefa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny mpilalao tsy matihanina taranja baolina kitra (Chan 2025). Tsiahivina fa hidona amin’i Kenya izy ireo, ny zoma ho avy izao, eo amin’izany dingana izany. Norombahin’ny ekipazy TMF/Asacm, […]




