Mois : août 2025

Nivarotra «Méthamphétamine » : Lehilahy naiditra eny Tsiafahy

Nahatrarana Méthamphétamine 10 kg mahery teny Ampasampito, nalefa any Tsiafahy ny lehilahy iray taorian’ny fampanoavana. Niakatra fampanoavana ny sabotsy 16 aogositra lasa teo, notanana vonjimaika eny amin’ny fonjan’i Tsiafahy, ilay lehilahy mpiva­rotra zava-mahadomelina mahery vaika. Voasambotry ny polisim-pirenena misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina teny Ampasampito Ambohimirary io lehilahy io, ny […]