Miditra tsikelikely any amin’ny fampiasana angovo madio ny orinasa QMM any Taolagnaro. Ampiasaina ny angovo avy amin’ny herin’ny masoandro sy ny avy amin’ny rivotra (éolienne). Nampiasa angovo ambanin’ny tany, toy ny solika, hatramin’izay ny orinasa QMM any Taolagnaro. Ampiasaina hampandehanana ireo milina mamokatra herinaratra izany, mahatratra 24 MW. Tsy laniny […]
Mois : août 2025
TARATRY ny KANTO
« Sa.Crée », fampisehoana marolafy, ao amin’ ny Cités des cultures Antaninarenina, ny 20 aogositra izao, manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva. Hanambatra an-tsehatra ny teatra sy ny dihy ry Vony Ranala sy Marion Huet, mandritra izany. Tetikasa hitondra forona vaovao izy ity, izay kasaina hitohy amin’ny fotoana sy ny toerana […]
Lôlô sy ny tariny : Ho avy ny mpikambana sasany
Aman-taonany maro no efa niandrandra ny fiverenan’ ny Lôlô sy ny tariny ireo mpankafy rehetra. Tsy mbola ho tanteraka indray anefa izany. Vaovao tsara ihany anefa, satria fantatra fa ho avy hiaraka aty an-tanindrazana ny mpikambana sasany izay monina any ivelany. Hihaona indray amin’i Benny sy Bebey, ry Gôda, Ra […]
« Festival Sôrogno Ambanja »: Ireo mpanakanto andrasan’ny mponina no halahatra
Tarika maherin’ny 5 isaky ny alina no handray anjara. Fampisehoana mozika no tena hibahana mandritra ny « Sorogno », na eo aza ireo hetsika maro hafa amin’ny maha « Festival » azy. Hetsika ara-kolontsaina anisan’ireo zokiny indrindra sy tsy mba niatoato ny « Festival Sorogno ». Reharehan’Ambanja ny hetsika, satria sady fitaratra amin’ny hetsika […]
FANTINA sy FINTINA
Efa any Japon ny praiminisitra Ntsay Christian handray anjara amin’ny andiany fahasivy, “Conférence internationale de Tokyo sur le développement de l’Afrique – Ticad”. Hanomboka ny 20 hatramin’ny 22 aogositra izao, any Yokohama, izany. Anisan’ny lohahevitra “Ny fikaroham-bahaolana ho amin’ny fanovana an’i Afrika”. Natao veloma ny herinandro teo, handeha hisotro ronono, […]




