Mois : août 2025

Fiaraha-miasa ara-toekarena: Hanohana ny fambolena sy ny fizahantany ny firenena maorisianina

Nanolotra ny taratasy manendry azy honina sy hiasa eto Madagasikara tamin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoe­lina Andry, omaly, teny Iavo­loha, ny masoivoho vaovaon’ny Nosy Maorisy, Bruno Cun­niah. Voatsiahy tamin’ny fihaonana fa efa an-taonany maro ny fifandraisana teo amin’ny firenena malagasy sy maorisianina amin’ny maha nosy mpirahavavy azy aty anivon’ny ranomasimbe India­ni­na. Eo […]

Fitantanana eo anivon’ny Sadc: Filohan’ny kaomitin’ny mpiasam-panjakana Ratsimbazafy Eric

Notanterahina omaly ny famindram-pitantanana teo amin’ny fitarihana ny kaomity maharitr’ireo mpiasam-panjakana ambony eo ani­von’ny Sadc. Mitarika izany, manomboka izao, i Madagasikara. Nandray izany fitantanana izany, ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny, Ratsimbazafy Eric. Lasa filoha mitarika ny kaomity maharitr’ireo mpiasam-panjakana am­bony eo anivon’ny Sadc. Nambarany fa nahavita be tamin’ny alalan’ny vina […]

Fampandrosoana isam-paritra: Manana ny maha izy azy ny Sadc

Ao anatin’ny fampiantranoan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampony faha-45 eo anivon’ny Sadc izao. Fikambanam-paritra manana ny maha izy azy sy ny tantarany eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana isam-paritra izy. Izay tsara ho fantatra… Fikambanam-paritra mam­pivondrona firenena 16 aty atsimon’i Afri­ka ny Southern African Deve­lopment Community (Sadc) na ny Fihaonamben’ny fandrindrana ny […]

TARATRY ny KANTO

« Improludik », atrikasa hianarana ireo fihe­tsika tsy ampoizina amin’ny teatra. Hatao ny sabotsy 9 aogositra izao izy ity, etsy amin’ny IFM Analakely, manomboka amin’ny 10 ora maraina. Natao ho an’ireo tanora liana sy te hiroso lalindalina kokoa amin’ny teatra izany. Manana ny toerany manokana eo amin’ny teatra ny « improvisation » izay hozarain’ny […]