Mahazo vola noho ny tompony, hono, ry zareo mpamerina? Tsy vitsy aza ny mivelona amin’izany… Tranga tsy vao izao sady efa fahita maneran-tany. Na izany aza, tsy tokony hasiam-panovana izy ireny. Tazonina ny tonony, ny feony, ny fandrindrana, sns. Tsy hitovy tanteraka tamin’ny namoronana azy hatrany am-boalohany fa tsy tokony […]
Mois : août 2025
Jazz@Tohatohabato : Omena lanja ny « improvisation »
Anisan’ny endrika iray mampiavaka ny jazz ny fanaovana sy fahaizana ny « improvisation ». Ho an’ity « Jazz@Tohatohabato » andiany faha-14 ity, omena lanja izy io. Efa nisy ny fiofanana notanterahina ny alatsinainy 4 aogositra teo. Hitohy, anio, manomboka amin’ny 10 ora ka hatramin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny Iarivo Art & Music Academy […]
Tsy nisy nandritra ny 6 taona… : Hiverina indray ny “Star Tour Majunga”
Voakasiky ny hetsika na ny tompontany na ireo mpiala sasatra. Hiverina ary haharitra 3 andro misesy ny “Star Tour 2025” ao Mahajanga. Tsy hiova kosa ny endriny. “Star Tour Majunga 2025: hoan’ny mpianakavy”. Nampahafantarina omaly, tetsy amin’ny foiben’ny Star Andraharo, ny andinindininy momba ny hetsika. Hotontosaina ny 15, 16 ary […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitohy ny fanarenana ny lalana RN6, Antsohihy-Ambanja. Anisan’ny asa atao ny fanamboarana ny fanarian-drano, ny fanamafisana ny sisin-dalana. Kojakojaina ny lalana tena ratsy. Ametrahana famantarana manokana ny lalana asiam-panamboarana. Manao ny asa ny orinasa Colas, famatsiam-bolan’ny Banky iraisam-pirenena ao anatin’ny tetikasa PCMI izy ity. Hanao lavanty ampahibemaso ny masoivoho amerikana, […]
Asa vaventy: Harenina ny orinasa SMATP
Niorina ny taona 1986 ny orinasa sinoa-malagasy misahana ny asa vaventy (SMATP). Maherin’ny 30% ny petrabolan’ny fanjakana malagasy ao aminy. Fatiantoka tanteraka no hita ao aminy, ankehitriny, miampy ny tsy fahombiazan’ ny fitantanana nandritra ny taona maro. Natao ny 5 aogositra teo ny fivoriana notarihin’ ny minisiteran’ny Toekarena sy ny […]




