Hita faty tao anaty kirihitr’ala i Boeza, tovolahy vao 17 taona, tao amin’ny fokontany Marovato, kaominina ambanivohitra Miarinarivo, disitrika Andilamena, faritra Alaotra Mangoro, ny 2 aogositra teo. Nahitan’ny fokonolona diam-bala ny vatan’io lehilahy namoy ny ainy io. Nasitrika tao anaty kirihitr’ala, tao aorian’ny namonoana azy, io tovolahy io. Ankizy haka […]
Mois : août 2025
Nahatrarana vola sandoka : Naiditra am-ponja ilay mpisoloky
Niakatra fampanoavana omaly, notanana vonjimaika any am-ponja ny lehilahy iray mpisoloky sady nahatrarana vola sandoka ana hetsiny tao Ambilobe tampon-tanàna. Nanatona toeram-pandefasana vola iray io lehilahy io ny alakamisy 31 jolay lasa teo. Nilaza hametraka vola anatin’ny findainy izy. Mailo ny mpiasa tamin’ilay Cash point satria hafahafa ny fihetsik’io lehilahy […]
Fanolanana zana-bady: Notanana vonjimaika am-ponja ilay raikely sy ny vadiny
Ankizivavy 14 taona, niaritra fanolanana nataon’ny raikeliny nandritra ny roa volana, teny Anosizato. Nalefa eny Tsiafahy ilay nahavanon-doza, eny Antanimora kosa ny vadiny, renin’ilay ankizivavy. Naiditra vonjimaika am-ponja eny Tsiafahy, afakomaly, ny raim-pianakaviana iray 37 taona. Nahavita nanolana ny zana-badiny vao 14 taona, tetsy Anosizato, izy. Nalefa eny amin’ny fonjan’Antanimora […]




