Hotanterahina eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo, ny 7 sy 8 aogositra izao, ny «Salon de la recherche au service de l’économie et de l’emploi» (SREE). Andiany fahafito ny hetsika, nampitondraina ny lohahevitra : “Ensemble pour la recherche au service de développement durable”. “Tanjona ny hampitana ny asa fikarohana mba hitondra anjara biriky […]
Mois : août 2025
“CFME 2025”: Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly, tao Andavamamba, ny hetsika «Fihaonana amin’ny fampiofanana, ny asa sy ny fampiasana – CFME 2025», andiany faha-9, izay nokarakarain’ny Alliance française de Madagascar. Ny CFME izay mikendry ny hanampy ireo tanora vao nahavita ny bakalorea, ireo nahazo diplaoma ary ireo olona mitady fianarana sy asa […]
« Mois des universités en dialogue »: Hanamafisana ny fifampiresahana eo amin’ ny mpianatra, mpampianatra, mpikaroka,
Napetraky ny filoham-pirenena ho ivon’ny fanavaozana nasionaly ny fanabeazana sy ny fanatsarana ny rafi-pampianarana, manomboka amin’ny fototra ka hatrany amin’ny ambaratonga ambony. Ho fanatanterahana izany, nikarakara hetsika «Mois des universités en dialogue» ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, tarihin’ny minisitra, Pr Chaminah Loulla. Nandritra ny iray volana no […]
Tsy fahampiana singa mpamelona: Hotovonantsoa ny sakafo tena fihinan’ny olona
Vahaolana antonon’ezaka amin’ny fisorohana ny tsy fahampiana singa mpamelona ny fanovonantsoa ny sakafo. Ny fihinanana sakafo miovaova sy maro loko nefa no tena vahaolana maharitra sy mahomby. Mifameno ny asan’ireo singa ireo. Fanovonantsoa sakafo dia fomba iray isorohana ny tsy fahampiana singa mpamelona amin’ny vatan’ny olona ka ny sakafo tena […]
TARATRY ny KANTO
Fifaninanana “Tafan-gilita”. Hotontosaina anio, manomboka amin’ny 9 ora maraina, ny “Prime 3” amin’ity fifaninanana tendry gitara ity. Hiova toerana izany, satria hatao ankalamanjana, eny amin’ny Kianja Maitso Analamahitsy. Mba hizaran’ireo mpifaninana sahady ny karazan-tsehatra no antony, no hahafahan’ireo mpanotrona mba manohana bebe kokoa ireo mpifaninana ihany koa. Hizara ny traikefany […]




