Vita amin’ny ankapobeny ny lalana ao an-tampon-tanànan’i Mahajanga. Nandritra ny 5 volana ny fotoana nanaovana ny asa mirefy maherin’ny 10 km. Famatsiam-bola avy amin’ny Tahirimbolan’ny lalana (FR), ka mizara 7 ny zotra natao tamin’izany. Vita ihany koa ny lalam-pirenena faha-54, mankany amin’ny seranam-piaramanidina Amborovy. Vita ny 80% ny asa fananganana […]
Mois : août 2025
Fondation Airtel Africa: Hatsaraina ny fari-piainan’ny afrikanina 10 tapitrisa
Hita manerana ny firenena afrikanina miisa 14 ny Fondation Airtel Africa. Tanjony ny hanatsarana ny fari-piainan’ireo mponina miisa 10 tapitrisa hatramin’ny taona 2030. Miisa 4 ny sehatra voakasik’izany : ny fampiasana ny tontolo ara-bola, ny fanabeazana, ny fiarovana ny tontolo iainana ary ny fampiasana ny teknolojia niomerika. Misy ny fandaharanasa Adopt-A-School, […]
Solika: Vidiny iraisam-pirenena tamin’ny jona no mihatra
Toy ny isam-bolana, niova indray ny vidin-tsolika ho an’ny mpanjifa. Nihena 200 Ar isaky ny litatra ny vidin’ny lasantsy sy ny gazoala, raha nidina 170 Ar ny solitany fandrehitra, nanomboka omaly 1 aogositra. Lasa 5 120 Ar ny litatry ny solika SP 95 raha 5 320 Ar/l ny volana jolay. Nidina ho […]
Harena an-kibon’ny tany: Nadika amin’ny teny anglisy sy sinoa ny lalàna
Miditra amin’ny tontolo niomerika ny sehatry ny harena ambanin’ny tany. Misy ny pejy site web ho an’ny rafitra Eiti, ary voadika amin’ny teny anglisy sy sinoa ny lalàna vaovao. Manohana ny fampiroboroboana ny niomerika ny masoivoho amerikanina eto amintsika. Nampahafantarina, omaly, teny amin’ny MBC Ivato, ny pejy site web an’ny […]
INDRAY MIJERY
Nanao hetsika marolafy ireo fiarahamonim-pirenena ho fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy afrikanina-taona 2025. Manatanteraka hetsika maro samihafa ihany koa ireo Fitalevam-paritry ny Mponina sy ny firaisan-kina miisa 23 ho fampahaleovan-tenan’ny vehivavy rehetra. Namarana ny «Mois des universités en dialogue», andiany voalohany, tao amin’ny Oniversiten’Antananarivo ny minisitra Chaminah Loulla. […]




