Tafiditra ao anatin’ny tohin’ny fitetezam-paritra. Hiaka-tsehatra ao Ambohibary, Moramanga, indray ny tarika Iray Fy’Art, mpilalao tantara amin’ny radio. «Seho hafa… Tantara vaovao be no hoentinay eny an-tsehatra amin’io fotoana io», hoy ny lehiben’ny tarika, Niravo. Nambarany fa tsy ambakan’ny tantara nolalaovin’izy ireo tany an-toerana tamin’ny herintaona sy ireo nentina nitety faritra […]
Mois : août 2025
Fahalalana: Miaina ny tsy sahaza azy intsony ny Malagasy
Miavaka e ! Mahay e ! Manan-talenta e !… Ireo vahiny mandalo, milaza izany ny ankamaroany. Ireo tompontany misintaka kely ny toerana misy azy, miteny tahaka izany koa… Ny hitan’ny maso, ren’ny sofina. Ravahina doka kely hatrany. Tena ilaina sy sahaza ny Malagasy ve izy ireny ? Tao anatin’ny dokambarotra 17, ny 2 tamin’ireo […]
FANTINA sy FINTINA
Hiakatra fampanoavana anio maraina, etsy Anosy, ny « Raharaha Boeing 777 » raha tsy misy ny fiovana. Naharitra roa andro ny famotorana nataon’ny FBI, araka ny loharanom-baovao ka anisan’izany ny minisitry ny Fitaterana teo aloha. Nampifanatrehina, omaly, ireo ahina ho voasaringotra amin’izany. Miantso ny filohan’ny Sadc, Rajoelina Andry, ny vovonana Firaisankina ny […]
Hafatry ny synaodan’ny FJKM: « Miantso antsika ho amin’ny fahamarinana izahay… »
Namoaka hafatra ny synaoda lehibe eo anivon’ny FJKM, natao tany Taolagnaro. Nisy antso avo nataon’izy ireo, ho an’ny kristianina sy ny vahoaka malagasy. « Miantso anao ny fiangonana ho amin’ny fahamarinana, ho amin’ny fahamasinana, ho amin’ny fiombonana eo amin’ny sehatra rehetra iantsoan’ny Tompo anao », hoy ny hafatra. Anisan’izany ny asa fanompoana, andraikitra […]
Mba mialà sasatra!
Efa hiditra indray izao ny mpianatra. Afaka herinandro vitsy dia raikitra ny hazakazaka arahin-tosika. Fifohazana maraina, fanaterana mpianatra, fitadiavana izay hohanina, sns. Mialoha izany, efa mampivadika atidoha sy mampijaly saina ny fampidirana ny ankizy an-tsekoly. Volabe tsy tambo isaina no mivoaka amin’ny poketran-dramatoa na rangahy. Tena mijafajafa ny ray aman-dreny. […]




