Ny boky, zara raha misy iray mivoaka ao anatin’ny enim-bolana. Mandia lalan-tsarotra ny tontolon’ny soratra eto Madagasikara, raha ny tantara foronina sy ny boky mivoaka mirakitra izany no jerena. Mihena tsikelikely ny isan’ ireo mpanoratra azy io. Ao ny talenta, manosika azy ireny. Saingy mila fotoana maharitra vao mety ho […]
Mois : septembre 2025
Tarika ‘Zay: Hisy seho roa mialoha ny any ivelany
Manohy ny lalany ny tarika ‘Zay. Hifamotoana indray amin’ireo mpankafy any an-dafy izy ireo. Mialoha izany, hisy ny fiarahana indroa misesy. «Noho ny fangatahan’ ireo tsy nahazo tapakila, hampiantsika iray ny seho », hoy ny fanambarana nataon’ny tarika ‘Zay, omaly. Mahakasika ilay seho izay hotontosaina anio, amin’ny 8 ora sy sasany […]
Mahantra ara-panahy ny Malagasy: Nalaky resy lahatra ny raiamandreny
Ho an’ny Malagasy, ny fanahy no maha olona. Ny zokiolona fotsy volo amin-tany no manana io ambara fa anti-panahy, ivon’ny fahendrena sy fahalalana, io. Izy ireo no nantenaina hampita izany ho an’ ny taranaka aty aoriana. Nahavita sy mahavita ny adidiny izy ireo? Ny isam-bohitra na isan-tanàna, samy nanana ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Manana solontena mirahalahy i Madagasikara amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Judo, eo amin’ny sokajy Kata Junior sy Senior, izay tontosaina any Maorisy. Rasoahoby Dody Avana Fitahiana sy Rakotomihanta Andrianamboninolona Manjaka no miaro ny voninahi-pirenena amin’izany. Nanomboka omaly, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly N1A, lahy […]
Fankasitrahana ny vokatry ny Chan : Niara-nisakafo tamin’ny minisitra ny Barea
Maro ireo olona maneho fisaorana ho an’ny mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara, izay niatrika ny “Chan 2024” teo. Noho ny vokatra tsara azon’izy ireo, nasain’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Moustapha Abdulah Marson, naira-nisakafo taminy, teny amin’ny toeram-pisakafoana Haka Fy Restaurant, Andohalo, ny Barea, omaly. Voninahitra ho an’ity toeram-pisakafoana ity […]




