Notanterahina omaly, ny dingana fahafito farany, mialoha ny Final four, amin’ny Masters, taranja tsipy kanetibe. Nampiantrano izany ny Levallois-Peret France. Nihintsana teo amin’ ny dingana ampahefa-dalana ny Malagasy, nahitana an’i Zigle sy i Tianakely ary i Yves. Resin’Italie, tamin’ny isa 13 no ho 9. Tsy mbola afa-bela tamin’Italie indray ny […]
Mois : septembre 2025
Madagascar 2-0 Centrafrique : Misy ny fanantenana hanao”Mondial 2026″ !
Resin’ny Barean’i Madagasikara tamin’ny isa 2 no ho 0 ry zareo Centrafikanina, halina. Mbola manana herijika hiakarana ”Mondial 2026” isika. Manana isa 13 ny Malagasy. Fandresena indray! Lavon’ny Barean’i Madagasikara, tamin’ny isa 2 no ho 0, i Centrafrique, omaly, tao amin’ny Kianjan’ny Larbi Zaouli Casablanca, Maroc. Fifanandrinana izay tafiditra amin’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Tokony hivoaka alohan’ny 11 septambra ny fanaikana mpifidy, araka ny voalazan’ny lalàna, taorian’ny naneken’ny HCC fa mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana ny tetiandro amin’ny fifidianana loholona natolotry ny Ceni. Andrasana izany ny ho fanapahan’ny governemanta sy ny hamoahany ny didy, 90 andro mialoha ny hanaovana ny fifidianana. Tsy mbola nesorina tamin’ny toerany […]
Fifampizaran’ny MFFT tany Malawi : Ho maoderina kokoa ny fitantanana ny fananantany
Nanatanteraka iraka tany Malawi ny delegasionin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), ny herinandro teo. Niompana tamin’ny fifanakalozana traikefa sy fampiharana ny fanavaozana ny sehatry ny fananantany ny atrikasa natao. Nambaran’ ireto iraka ireto fa tanjon’ny fihaonana ny fanatsarana ny fitantanana fananantany mba ho maoderina kokoa. «Mandray anjara, […]
Samia mitandrina !
Tena zava-doza, mitohy mandrakizao ny maty vokatry ny fanapoizinana sy fahapoizinana ara-tsakafo. Niampy iray ny teny Ambohimalaza, nisy roa teny Ampitatafika. Tsy mbola fantatra mazava ny toe-javamisy marina, manodidina ireo. Ilay afera nalazabe iny aza nivadika ho tantara indray miseho. Nangina ary mety hangina mandrakizay. Ny maty aleo mba […]




