Tao i Poopy, Ramaka ary i Datita… Niara-namerina ny “Revy Njila 100%” izy ireo. Niaina indray ny tamberina sy tsiahy ireo mpankafy tao Antsahamanitra, na dia nahatsapa koa ny fahabangan’ireo mpikambana sasany tao amin’ny tarika aza. “Tena izany mihitsy ilay feon-kira fanombohan’ny tarika Njila ny fampisehoana taloha”. Nitamberina vetivety tamin’i […]
Mois : septembre 2025
VAOVAO TAMBATRA
Nananosarotra ireo mpankafy Baloina kitra ny nitady « vuvuzela » teny amin’ireo mpivarotra, ny faran’ny herinandro teo. Nilaza ireo mpivarotra tetsy Analakely fa efa lafo avokoa ny sifflet sy ny bapampa tamin’izay fotoana izay. Maro tamin’ireo mpivarotra koa no nahazo tombony 50 isan-jato tamin’ny fivarotana akanjo misy sary famantarana Barea. Araka ny […]
Manakara : Natomboka ny asa famatsiana rano fisotro madio
Notanterahina tao Manakarabe, ny 29 aogositra 2025 lasa teo, ny hetsika fanombohana ny asa fanarenana sy fanatsarana ary fanitarana ny fotodrafitrasa famatsiana rano fisotro madio ho an’ny kaominina ambonivohitr’i Manakara. Nitarika izany ny minisitry ny Rano sy ny fanadiovana ary ny fidiovana, Andrianamelasoa Lalaina, niaraka tamin’ireo manampahefana isan-tokony sy solontenam-bahoaka. […]
Fokontany Taranta-Boeny : Nizarana fampitaovana ny mpanjono
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny fizarana fitaovam-panjonoana ho an’ireo mpanjono ao amin’ny fokontany Taranta, kaominina Soalala, faritra Boeny. Hetsika izay notarihin’ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB), Mahatante Paubert, tany an-toerana. Tanjona amin’izany ny hanatsarana ny velontenan’ireo mpanjono sy ny fanamafisana ny fahaiza-manaony eo amin’ny sehatry ny […]
Fifanakalozana ara-barotra : Mametraka fototra i Madagasikara sy Kolombia
Nifanakalo hevitra sy traikefa ny kolombianina sy ny Malagasy nandritra ny « Business Forum Colombia–Madagasikara », natao omaly, fotoana nitsidihan’ny filoha lefitra kolombianina, Francia Elena Márquez Mina. Tanjona ny hametrahana fototra maharitra ho an’ny fiaraha-miasa ara-toekarena sy ara-barotra eo amin’ny firenena roa tonta. Hetsika nokarakarain’ny EDBM tetsy amin’ny Antenimieran’ny varotra […]




