30 taona katroka tamin’ity taona ity no niorenan’ny Zanabaliha izay nipoiran’ny Valiha Académie. Anisan’ny fanamby lehibe ho an’ireo nanorina ny hamoaka an-tsoratra ny voka-pikarohana. Volana jona 2025, nivoaka ny boky « Valihan’ Ikaky I”. Fantatra, omaly, fa alohan’ny faran’ity taona ity, hivoaka ny laharana faharoa na ny boky « Valihan’Ikaky II”. Tafiditra ao […]
Mois : septembre 2025
FANTINA sy FINTINA
Nanao fanambarana fanamelohana ny nandrobana ny tranon’ny filoha nasionalin’ny Freedom, i Lalatiana Rakotondrazafy, ny eo anivon’ity antoko ity. Nambaran’izy ireo fa fialokalofana ihany ilay fitakiana jiro sy rano. « Fambolena korontana efa voaomana hatry ny ela sy hanonganana ny fanjakana ireny », hoy izy ireo. Nankasitraka ny tanora Gen Z rehetra ny […]
Depiote Rakotondrasoa Fetra : “Tsy mitondra afa-tsy fahantrana ny korontana”
“Efa nataontsika ny nandoro tanànan’olona sy fananam-panjakana, efa nataontsika ny nanongam-panjakana tamin’ny alalan’ny miaramila… Fa tsy nitondra na inona na inona afa-tsy fahantrana ho an’ny firenentsika.” Io ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tao Miarinarivo tamin’ny anaran’ny Irmar, Rakotondrasoa Fetra, afakomaly, talohan’ny toe-draharaha, omaly. Tsy miaro an’ireo tomponandraiki-panjakana mihoa-pefy sy tsy […]
Fepetra noraisin’ny Prefektiora: Nilatsaka ny « Couvre-feu » ho an’Antananarivo
Nanao fanambarana fohy ny Prefet an’Antananarivo, ny Jly Ravelonarivo Angelo, omaly alina. Nambarany fa noraisina ny fepetra manoloana ny zava-nitranga tamin’ny « Hetsika 25 septambra- Leo delestazy ». «Noraisina ny fepetra araka ny tapaky ny fivorian’ny OMC fa tsy azo atao ny mivezivezy eto Antananarivo sy ny manodidina, manomboka amin’ny 7 […]
Mitonia ry Malagasy !
Nirehitra indray ny tanàna omaly. Mitomany sy mitanondrika indray i Madagasikara. Fitakiana amim-pilaminana, noheverina fa handamina no nivadika. Fifamonoana sy fandrobana no niafarany, halina. Nanao izay danin’ny kibony indray ny olona marobe. Nanararaotra ny andro alina sy ny fialan’ny mpitandro filaminana. Asa fa dia nampiseho fa tena noana sy […]




