Mois : septembre 2025

Manakara: Ampiofanina ny tantsaha

Natomboka tao amin’ny kaominina Marofarihy, distrika Manakara, faritra Fitovinany, ny 24 septambra teo, ny fampiofanana ny tantsaha. Voakasik’izany ny fampiofanana ny tek­nika Papriz, ny Pfumvidza. Eo koa ny fiompiana ny akoholahy (cocquelet), ny akohogasy nohatsaraina. Nanao ny fampiofanana ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Tonga tany an-toerana ny minisitra […]

Lalam-pirenena fahenina : Mitohy ny asa Ambondromamy-Antsohihy-Ambanja

Anisan’ny lalana tena ratsy ny RN6, indrindra ny eo Ambondromamy, mandalo Mampikony, Port-Bergé, Antsohihy, hatrany Ambanja. Asa atao koa ny fanatsarana sy ny fanarenana ny ao an-tampon-tanànan’Antsohihy. Mandroso hatrany ny asa fanamboarana ny RN6, eo anelanelan’ An­tsohihy sy Ambanja. Mana­tanteraka ny asa ny orinasa Colas, ao anatin’ny tetikasa CERC-PCMCI, tohanan’ny […]

INDRAY MIJERY

Tonga ao Vatomandry, faritra Atsinanana, ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, izay mikendry ny hanatsara ny sehatry ny fanofanana arakasa. Nandray azy ny solombavam­bahoaka voafidy tao Antanambao Manampotsy sy ny lefitry ny lehiben’ny distrika, niaraka tamin’ireo manam-pahefana any an-toerana. Maneho ny finiavan’ny minisitera hanakaiky hatrany ny tanora […]

mpianatry ny CEG : Hifantoka amin’ny taranja siantifika

Nampahafantarina tao anatin’ny tranoheva mano­kana nandritra ny sehatra ho an’ny zatovovavy tany amin’ ny distrikan’i Vondrozo, ny he­rinandro lasa teo, ny Science- Technologie – Ingénierie et Mathématique (Stem). Ireo taranja rehetra ireo dia azo atao amin’ny « activité pédagogique » iray. « Tanjona ny fanasiana heviny ny taranja ianarana any an-dakilasy sy fanomezana […]

Eveka, Mgr Marek Ochlak: « Tena ilaina ny olom-banona »

Nanao fitsidihana pastoraly voalohany tao Ambatosoa ny eveka vaovao, Mgr Marek Ochlak. Nambarany tamin’ny hafatra ho an’ny kristianina sy ny vahoaka malagasy fa zava-dehibe ny fananana fianakaviana masina. « Ahafahana mamoaka olomasina sy olom-banona ho an’ny fiarahamonina izany », hoy izy. Nohamafisin’ny pretra tompom-paritany ao amin’ny Ekar St Joseph Maroantsetra kosa fa […]