Mois : septembre 2025

FANTINA sy FINTINA

Tsy manana toerana eto Madagasikara intsony ny fandravana sy ny korontana kasain’ny mpanohitra hapetraka, araka ny nambaran’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina sady mpitondra tenin’ny governemanta, i Mara Volamiranty Donna, teny Manjakamiadana, tamin’ny fiandohan’ny herinandro. Mijoro ary handray andraikitra ny fitondram-panjakana. Manana tetikasa hiarahana ny tanànan’i Mont­pellier, Frantsa, sy […]

Ady amin’ny famotsiam-bola: 29 amin’ny torolalana 40 no tratra

“Ny mahatonga antsika tsy mahatratra ny fanatanterahana ny torolalana 40 amin’ny 40 amin’izao dia satria elaela ihany ny fanatanterahana ny fanavaozana”, hoy ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny Sa­mifin, Rajaonarison Mami­tiana, teny Ambodivona, omaly, taorian’ny fanombohana ny atrikasa nanaovana tombana momba ny ady amin’ny famotsiam-bola eto Madagasikara. 29 amin’ireo torolalana 40 no […]

Tsy voatery miteny foana

  Mandalo ambana amin’ny mety hisiana krizy sosialy isika eto Madagasikara, amin’izao fotoana. Mahazo vahana sy miseho tsikelikely ny fikotrokotrohana korontana. Misy mitady hampirehitra ny afo mahakasika fanoherana ireo olana mianjady amin’ny andavanandron’ny mponina. Manomboka misy mampiaka-peo ny tsy faly amin’ny jiro sy rano tapaka. Ny fidiram-bola maty noho izany. […]

Fivoriamben’ny ONU : Hihaona amin’ny Sekretera jeneraly ny filoha Rajoelina Andry

Ao anatin’ny Fivoriambe faha-80 ny Firenena mikambana (ONU), any New York, Etazonia, amin’izao, nanomboka omaly. Mifanindran-dalana amin’ny fankalazana ny faha-80 taona niorenany rahateo izany. Handray anjara mavitrika amin’izany ny delegasionina malagasy, tarihin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Fantatra izao, ankoatra ny fandraisana anjara fitenenana, araka ny loharanom-baovao voaray, hisy ny fihaonan’ny […]