Dans une déclaration rendue publique hier à l’hôtel de ville, Harilala Ramanantsoa, maire de la Commune urbaine d’Antananarivo, a tenu à réaffirmer sa détermination à servir les habitants de la capitale avec dévouement et responsabilité. « Depuis que j’ai accepté cette responsabilité, mon objectif est de donner le meilleur de […]
Mois : octobre 2025
Transition à Madagascar: le Colonel Michaël Randrianirina jette les jalons de la refondation
L’investiture du président du Conseil de la Refondation de la République, le Colonel Michaël Randrianirina, s’est tenue hier dans les locaux de la Haute Cour Constitutionnelle (HCC) à Ambohidahy, en présence des membres du corps diplomatique. Le nouvel homme fort de l’Etat a clairement affiché sa volonté de rompre avec les […]
FANTINA sy FINTINA
Vonona hanome tanana amin’ny famolavolana ny Lalàmpanorenana ho any amin’ny Repoblika fahadimy ny antoko Avi, araka ny fanambaran’izy ireo, omaly. Nohamafisin’ny fanambarana koa fa mijoro amin’ny foto-kevitra efa novoiziny ity antoko ity. Anisan’izany ny fanjakana manaja zon’olombelona sy ny fanjakana tan-dalàna ary tsara tantana. Naneho fahavononana hiara-kiasa sy misokatra amin’ny […]
Rakotoarisoa Florent : “Atsaharo ny fanosoram-potaka ny HCC”
“Mitodika amin’ny filoha teo aloha (…): miangavy izahay mba hanatsaharana ny fanosoram-potaka ity Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ity any amin’ny firenena any ivelany sy amin’ny vondrona iraisam-pirenena izay toa mihaino feon-dakolosy tokana”. Izay ny kabarin’ny filohan’ny HCC, Rakotoarisoa Florent, taorian’ny lanonam-pitsarana nandraisana ny fianianan’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michael, […]
Ho matotra tsara amin’izay
Vita izay ny fianianana, vita ny fandraisana fahefana ho an’ny filoham-panjakana. Tonga marobe nanotrona izany rahateo ny masoivoho vahiny miasa sy monina eto amintsika. Midika izany fa miala any ny fankatoavana iraisam-pirenena. Ny fikambanana iraisam-pirenena rahateo efa nanambara ny faniriany raha mba governemanta ho entin’ny sivily no mitondra. Fiaingana […]




