Tsy milamina ny firenena. Tsy milamina manaraka izany ihany koa ny tontolon’ny kolontsaina sy ny zavakanto. Samy vokatry ny fikorontanana ateraky ny saina avokoa ireo. Tsy mbola tazana loatra ny fiverenan’ilay soatoavina malagasy «ny fanahy no olona». Mbola manjaka ilay “ny saina mamosavy”. Tsy avy any ivelany ( tsy avy […]
Mois : octobre 2025
Savorovoro : Tsy latsaka anaty ny soatoavina
Mandia lalan-tsarotra ny firenena. Matetika, ny tontolo politika na sosialy hatrany no voakitika sy voatondro fa ipoiran’ny olana. Tsy tokony hijanona eo anefa. Hadino sy tsy voaresaka mihitsy aza ny soatoavina. Raha niaina ny soatoavina Malagasy ny rehetra, tsy hiaina savorovoro sy korontana tahaka izao ny firenena. «Aza ny lohasaha […]
Fomba amam-panao : Tsy nahasakana famadihana ny fanatsatsoana sy ny fanakiviana
Mamaramparana ny fanatontosana ireo fomba amam-panao mandritra ny vanim-potoana maintany, ny Malagasy. Iray amin’ireny ny famadihan-drazana (famadihandrazana). Misy hatrany ny olana fa tsy nampihemotra ny “raharaha”. Isan-taona, miteraka adihevitra maro hatrany ny fanatanterahana ny famadihandrazana. Vao mainka mampitombo izany ny fihamaroan’ isan’ireo sehatra ahafahana miresaka na mitafa na maneho hevitra […]
Tsena andavanandro : Mitaraina amin’ny fitadiavam-bola ireo mpivarotra
Samy sahirana avokoa izao ny olona. Mananosarotra ireo mpivarotra eny an-tsena izao ny zava-misy ankehitriny izao. Marihina fa tsy niseho tarehy izy ireo mba ho fisorahana ny loza mety hitranga amin’ ny fanararaotana ny raharaham-pirenena tahaka izao. Mandalo fahasahiranana tanteraka ny resaka varotra eny an-tsena amin’izao fotoana izao. Araka ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Nisokatra ny magazay na tranombarotra sasany, omaly maraina. Nambaran’ireo mpivarotra, fa tsy maintsy manararaotra mivoha izy ireo ny maraina, mialoha ny fihetsiketsehana. Satria, tsy maintsy mampidi-bola. Ho azy ireo, tsy fantany mihitsy ny ho tohin’ ny toe-draharaha ka aleo hatao ny fomba samihafa hampandehanana ny fihariana. Tsy mbola nisokatra kosa […]




