Manohana ny tantsaha mpiompy trondro ny minisiteran’ny Jono sy ny fampiroboroboana ny Toekarena manga (MPEB). Anisan’izany ny fidinana ifotony nataon’ny Fitantanam-paritra DRPEB Amoron’i Mania tany amin’ny kaominina Ambohimahazo, distrika Manandriana, ny herinandro lasa teo. Tanjona, ny hanamorana ny fahazoana ireo tohana avy amin’ny minisitera ny fidirana ao anatin’ ireo vovonana […]
Mois : octobre 2025
Lalana RN4: Fanamboarana « radier » ao Maevatanàna
Anisan’ny asa lehibe atao amin’ny fanarenana ny lalam-pirenena faha-4 ny fanamboarana vahilava vita amin’ny « béton », antsoina hoe « radier ». Anisan’izany ny ao Antanambao, Maevatanàna, eo amin’ny PK315+400. Manaraka ny fandaharam-potoana napetraka ny fizotry ny asa. Vita hatrany amin’ny 90% ny asa fandrotsahana ny simenitra, fasika, vatokely (béton) anaty rafi-by. Asa atao […]
Toe-draharaha sarotra : Ahena ny fomba fiasa eny amin’ny Fadintseranana malagasy
Manohy ny asany ny sampandraharahan’ny fadintseranana na eo aza ny toe-draharaha eto amin’ny firenena. Misy koa ny fandaminana manokana, sady hikarakarana ireo manan-draharaha aminy. Mandray fepetra ny fitantanana foibe ny Fadintseranana malagasy, mba hampandeha araka ny tokony ho izy ny fomba fiasa. Napetraka ny dingana « Procédure Downgrade » manokana, izany hoe, […]
INDRAY MIJERY
Ny filankevitra siantifika dia mampahatsiahy sy manamafy fa mbola miato aloha ny fampianarana, ny fanadinana sy fifaninanana, eny anivon’ny toeram-pianarana rehetra ato anatin’ny oniversiten’Antananarivo, mandra-pisian’ny fandaminana vaovao. Maro anefa ireo tanora vao afaka bakalorea farany teo no mikasa ny haka ny diplaoma eny amin’ny sampandraharaha misahana izany eny Ankatso satria […]
Fiverenan’ny fampianarana : Miankina amin’ny fivoaran’ny toe-draharaha
Hiverina an-tsekoly ny ankamaroan’ny mpianatra ho an’ny anio raha ny toromariky ny mpitantana ny toeram-pampianarana eto an-dRenivohitra. Tsy misy ny antoka anefa fa hilamina ny toe-draharaha, ny mpitarika ny hetsika fitakiana mandrangaranga fa tsy miato izany hatreto. Sahiran-tsaina ny ray aman-dreny momba ny fiahiana ny zanany handeha any an-dakilasy. Alefa […]




