Mois : octobre 2025

Maires de Madagascar: déclaration d’engagement pour la réforme de la République

Les maires de Madagascar ont tenu une conférence à Andoharanofotsy, hier en début de soirée, à l’occasion de laquelle ils ont réitéré l’engagement et la volonté de travailler avec l’actuel régime pour un développement pacifique. «Nous travaillerons avec le président, le premier ministre et le nouveau gouvernement pour réformer la […]

Refondation apolitique !

La refondation rêvée, un véritable virage à 180 degrés, ne signifie pas forcément dépolitisation avec toutes ses connotations négatives et sous toutes ses formes. Ceux qui pensent ainsi, sont naïfs et crédules, faciles à berner, face à la montée du populisme. Certes, la tendance actuelle est à la désaffection politique. […]

FANTINA sy FINTINA

Namory olona tetsy amin’ny Kianjan’ny 13 mey, omaly, ny Jly Rafidison Bernardin. Nambarany fa tsara ny mivavaka. « Tsy tsara anefa ny mifamitaka. Asa ho an’ny tanindrazana no hatao hoe mivavaka. Misy tia tanindrazana eto ka aoka isika tsy ho voambaka », hoy izy. Nampanantena ny tenany fa olona voahosotr’­ Andriamanitra hanarina […]

Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama : “Enjehina ireo manodinkodina harem-pirenena”

“Tsy maintsy enjehina sy saziana ireo rehetra manimba ny hasin’ny firenena amin’ny fanodinkodinana volam-panjakana na ny harem-pirenena. Tsy hisy fizahana tavan’olona izany, tsy hisy harovana noho ny maha havana na namana”. Io ny nambaran’ny Praimi­nisitra Rajaonarivelo Herintsa­lama, teny Mahazoarivo, oma­ly, tamin’ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny Pra­iminisitra teo aloha, ny […]