Nahitsy ary tsy nitsitsy fitenenana ny eo anivon’ny Sendikan’ny mpitsara (SMM), Mbitanarivo Andriantsihorisoa, omaly, tetsy Anosy. « Manome 48 ora izahay mba hamaliana ny olan’ny mpandraharahan’ny fonja. Misy amin’ireo voampanga efa nahavitana fanadihadiana tokony haiditra am-ponja no mikatso fotsiny noho ny mbola fitokonanan’izy ireo. Ao koa ireo efa tokony hivoaka ny […]
Mois : octobre 2025
Raharaham-pirenena : teny Iavoloha ny iraky ny Sadc
Noraisin’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michael, teny Iavoloha, omaly, ny iraka avy amin’ny Sadc. Tetsy andanin’izay, nisy jeneraly niaraka tamin’ny andian’olona nivory tetsy amin’ny Kianjan’ny 13 mey, manohitra ny famadihana ny tolona. Mandalo eto Madagasikara hatramin’ny sabotsy ho avy izao ny delegasionina avy amin’ny Sadc. Nihaona tamin’ny solontenam-panjakana malagasy, notarihin’ny […]
Idées en goguette – Mercredi 22 octobre 2025
Prize money – Barea: «Efa milamina avokoa», hoy ny federasionina
Raha ny fanampim-baovao voaray farany avy amin’ny mpitantana eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra, tarihin’Andriamanampisoa Alfred dia efa milamina tanteraka ny fizarana ilay “prize money” ho an’ny delegasionina malagasy, nandray anjara tamin’ny fifaninanana Chan 2024. Samy nahazo ny anjarany na ny FMF, na ny mpilalao. Nitontaly 45 ny isan’ireo nisitraka […]
SOMBIM-BAOVAO
Nanainga omaly, hihazo an’i Espagne, ny delegasionina malagasy hiatrika ny fifaninanana izay ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe, sokajy zandriny Junior. Fifanintsanana hanomboka ny 23 hatramin’ny 26 oktobra ho avy izao, any an-toerana, izany. Araka ny fikarohana natao, handeha amin’ny Youtube avokoa ny lalao hatrehin’izy ireo. Tonga nanotrona ny […]




