Mois : novembre 2025

Une lueur d’espoir

Alors que l’attention générale était encore largement accaparée par les enjeux politiques, la vie nationale commence peu à peu à reprendre son cours normal. Le secteur du sport n’échappe pas à cette dynamique et affiche même des résultats encourageants, bien que le sommet ne soit pas encore atteint. Les athlètes […]

FANTINA sy FINTINA

Napetraky ny filohan’ny Antenimierampire­­ne­na, Randrianasoloniaiko Siteny, tany Vangain­drano, ny faran’ny herinandro teo, ny samboadin’ny depiote tsy miankina Mahavitara Sylvestre voafidy tany Van­gain­drano. Voafonja izy mialoha ny fifidianana; nefa voafidy na tsy nanao fampielezan-kevitra aza, ary anisan’ny nahazo fahafahana tamin’ireo gadra politika. Amin’ny 19 novambra ny fitsarana ny raha­raha fifidianana ben’ny […]