Mois : décembre 2025

Enquête préliminaire: le Gal Richard Ravalo­ma­na­na placé en résidence surveillée

Après avoir interpellé à son domicile à Ambatovinaky, le général Richard Ravalomanana a été emmené au Toby Ratsimandrava dans le cadre d’une enquête menée par la Gendarmerie nationale, pour complicité d’homicide volontaire, de coups et blessures volontaires, usurpation de fonction et atteinte à la sûreté de l’Etat. A l’issue de […]

Fihenan’ny vidim-bary: matiantoka ny tantsaha mpamokatra

Matiantoka tanteraka ny tantsaha manoloana ny fihenan’ny vidim-bary misy amin’ izao fotoana. Antony indrindra nanaovana ny dinika niara­han’ireo mpisehatra samihafa, toy ny minisiteran’ny Varotra sy ny fanjifana (MCC), ny Toe­karena sy ny fitantanam-bola (MEF), ny Fambolena sy ny fiompiana (MinAE) anjara, tetsy Ambohidahy. Tao koa ny Association professionnelle des institutions […]

Business Ready 2025: mila hatsaraina ny fandraharahana eto amintsika

Fanamby amin’ny fampandrosoana ny toekarena ny fanavaozana ny rafi-pitantanan’ny orinasa mba hiantohana ny fifaninanana ara-drariny, araka ny tatitra navoakan’ny Business Ready 2025. Namoaka tamin’ny fomba ofisialy ny Business Ready (B-Ready) 2025 ny Banky iraisam-pirenena. Tatitra vaovao natao handrefesana ny tontolon’ny fandraharahana sy ny fisarihana ny fampiasam-bola izy io. Ity tatitra […]

Sehatry ny asa: 60 000 ireo ho raisina mpiasam-panjakana

Haverina, hanatevenana indray ny mpiasam-panjakana, ny fandraisana ireo « Employés fonctionnaires assimilés » (EFA) sy ny “Employés de longue durée” (ELD) miisa 65 279 rehefa niato izany ny volana febroary 2020. Io ny fampahafantarana nataon’ny minisitry ny Asa, ny fampanananasa ary ny asam-panjakana, (MTFOP) Florent Soatiana Bety Léonne. “Niainga tamin’ny fanadihadiana lalina nataon’ny […]

Talata Volonondry: mpamily iray maty tsy tra-drano

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina teny Idilana, fokontany Avaratsena, kaominina ambanivohitra Talata Volonondry, omaly to­kony ho tamin’ny 3 ora maraina. Niseho teo amin’ny lalam-pirenena fahatelo, PK 29 + 800 ny loza. Fiara iray marika Nissan Fourgon, avy any Ankazon­dandy, hizotra ho aty Antana­narivo, no niharan-doza. Nan­deha mafy izy ary nandona sy […]